Toko sy andininy momba Bala-berita

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 8.33 And it came to pass, as soon as Gideon was dead, that the children of Israel turned again, and went a whoring after Baalim, and made Baalberith their god. Ary rehefa maty Gideona, dia nijangajanga nanaraka ireo Bala indray ny Zanak' Isiraely ka nanao an' i Bala-berita ho andriamaniny. Nony maty Jedeona dia nitolo-tena tamin' ireo Baala indray ny zanak' Israely; ka Baala-Berita no nataony andriamaniny. Après la mort de Gédéon, les Israélites recommencèrent à se prostituer aux Baals et ils prirent pour dieu Baal-Berit.
...............
Mts / Mpits 9.4 And they gave him threescore and ten pieces of silver out of the house of Baalberith, wherewith Abimelech hired vain and light persons, which followed him. Dia nomeny sekely volafotsy fito-polo avy tao an-tranon' i Bala-berita izy, ary nanambazan' i Abimeleka olom-poana sy marivo salosana izany, ka dia nanaraka azy ireo. Nomen' izy ireo vola fitopolo sikla izy, izay nalainy tao an-tranon' i Baala-Berita, ka nentin' i Abimeleka nanisihany izao olom-poana sy mpijirika rehetra izao, izay niraikitra taminy. Ils lui donnèrent donc soixante-dix sicles d' argent du temple de Baal-Berit et Abimélek s' en servit pour soudoyer des gens de rien, des aventuriers, qui s' attachèrent à lui.