Toko sy andininy momba Kenizita

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 15.19 The Kenites, and the Kenizzites, and the Kadmonites, dia ny Kenita sy ny Kenizita sy ny Kadmonita Ny tanin' ny Sineana, ny Senezeana, ny Kadmoneana, les Qénites, les Qenizzites, les Qadmonites,

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 32.12 Save Caleb the son of Jephunneh the Kenezite, and Joshua the son of Nun: for they have wholly followed the Lord. afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone Kenizita, sy Josoa, zanak' i Nona, izay tanteraka tamin' ny fanarahana an' i Jehovah. afa-tsy Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, sy Josoe, zanak' i Nòna, izay nanaraka tsara an' ny Tompo. sauf Caleb, fils de Yephunné le Qenizzite, et Josué, fils de Nûn : eux certes ont suivi Yahvé sans défaillance ! "

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 14.6 Then the children of Judah came unto Joshua in Gilgal: and Caleb the son of Jephunneh the Kenezite said unto him, Thou knowest the thing that the Lord said unto Moses the man of God concerning me and thee in Kadeshbarnea. Dia nankany amin' i Josoa tany Gilgala ny taranak' i Joda; ary Kaleba, zanak' i Jefone, Kenizita, nanao taminy hoe: Fantatrao ny teny izay nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy, lehilahin' Andriamanitra, ny amiko sy ianao tany Kadesi-barnea. Nanatona an' i Josoe ny taranak' i Jodà tany Galgalà, ary Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, nanao taminy hoe: Fantatrao izay nolazain' ny Tompo tamin' i Moizy olon' Andriamanitra ny amiko sy ny aminao tany Kadesa-Barne. Des fils de Juda vinrent trouver Josué à Gilgal, et Caleb, fils de Yephunné, le Qenizzite, lui dit : " Tu sais bien ce que Yahvé a dit à Moïse, l' homme de Dieu, à mon sujet et au tien à Cadès Barné.
...............
Jos 14.14 Hebron therefore became the inheritance of Caleb the son of Jephunneh the Kenezite unto this day, because that he wholly followed the Lord God of Israel. Izany no nahatongavan' i Hebrona ho lovan' i Kaleba, zanak' i Jefone, Kenizita, mandraka androany satria tanteraka tamin' ny fanarahana an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izy. Koa Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, no tompon-dova an' i Hebrona mandrak' androany, satria nanaraka an-tsakany sy an-davany an' ny Tompo Andriamanitr' Israely izy. Aussi Hébron est-il resté jusqu'à ce jour l' héritage de Caleb, fils de Yephunné le Qenizzite, parce qu' il avait suivi sans défaillance Yahvé Dieu d' Israël.