Toko sy andininy momba Kaftorima

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.14 And Pathrusim, and Casluhim, (out of whom came Philistim,) and Caphtorim. sy ny Patrosita sy ny Kaslohita izay nihavian' ny Filistina ary ny Kaftorita. ny Fetrosima, ny Kasloima, izay ihavian' ny Filistina ary ny Faftorima. de Patros, de Kasluh et de Kaphtor, d' où sont sortis les Philistins.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 2.23 And the Avims which dwelt in Hazerim, even unto Azzah, the Caphtorims, which came forth out of Caphtor, destroyed them, and dwelt in their stead.) ary ny amin' ny Avita, izay nonina am-bohitra hatrany Gaza, dia naringan' ny Kaftorita, izay avy tany Kaftora, izy; ary ireo no nonina nisolo azy). Ny Heveana izay nonina tamin' ny vohitra hatrany Gaza koa, dia naringan' ny Kaftorima, izay nivoaka avy tany Kaftora sy nonina nisolo ireny. Ainsi encore des Avvites, qui habitaient des camps jusqu'à Gaza : les Kaphtorim, venus de Kaphtor, les exterminèrent et s'établirent à leur place.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.12 And Pathrusim, and Casluhim, (of whom came the Philistines,) and Caphthorim. sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian' ny Filistina) ary ny Kaftorita. ny Fetrosima, ny Kaslohi,a izay nihavian' ny Filistina, sy ny Kaftorima. de Patros, de Kasluh et de Kaphtor d' où sont sortis les Philistins.