Toko sy andininy momba Nemoela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.9 And the sons of Eliab; Nemuel, and Dathan, and Abiram. This is that Dathan and Abiram, which were famous in the congregation, who strove against Moses and against Aaron in the company of Korah, when they strove against the Lord: Ary ny zanak' i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin' ny fiangonana, izay nila ady tamin' i Mosesy sy Arona, teo amin' ny antokon' i Kora, raha nila ady tamin' i Jehovah izy, Zanak' i Eliaba dia Namoela sy Datàna ary Abirona. Ireo ilay Datàna sy Abirona, isan' ny mpanolo-tsaina, nikomy tamin' i Moizy sy Aarona tanatin' ny tarik' i Kore, fony izy nikomy tamin' ny Tompo, Les fils d'Éliab : Nemuel, Datân et Abiram. Ce sont Datân et Abiram, hommes considérés dans la communauté, qui se soulevèrent contre Moïse et Aaron ; ils étaient de la bande de Coré quand elle se souleva contre Yahvé.
...............
Nom / Fan 26.12 The sons of Simeon after their families: of Nemuel, the family of the Nemuelites: of Jamin, the family of the Jaminites: of Jachin, the family of the Jachinites: Ny taranak' i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Nemoela ny fokon' ny Nemoelita; avy tamin' i Jamina ny fokon' ny Jaminita; avy tamin' i Jakina ny fokon' ny Jakinita; Zanak' i Simeona araka ny fokony avy, ny fokon' ny Namoelita avy tamin' i Namoela; ny fokon' ny Jaminita, avy tamin' i Jamina, Les fils de Siméon, par clans : pour Nemuel, le clan Nemuélite ; pour Yamîn, le clan Yaminite ; pour Yakîn, le clan Yakinite ;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.24 The sons of Simeon were, Nemuel, and Jamin, Jarib, Zerah, and Shaul: Ny zanakalahin' i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, Zanakalahin' i Simeona: Namoela, Jamina, Jariba, Zarà, Saola, Seloma zanany, Fils de Siméon : Nemuel, Yamîn, Yarib, Zérah, Shaûl.