Toko sy andininy momba Lobnì

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 6.17 The sons of Gershon; Libni, and Shimi, according to their families. Ny zanakalahin' i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny. Zank' i Jersona: Lbonì sy Semeì isam-pianakaviany, Fils de Gershôn : Libni et Shiméï avec leurs clans.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 3.18 And these are the names of the sons of Gershon by their families; Libni, and Shimei. Ary izao no anaran' ny zanakalahin' i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey. Izao no anaran' ny zanakalahin' i Gersona, araka ny fianakaviany: Lebny sy Semeì. Voici les noms des fils de Gershôn, par clans : Libni et Shiméï ;
...............
Nom / Fan 3.21 Of Gershon was the family of the Libnites, and the family of the Shimites: these are the families of the Gershonites. Avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fokon' ny Gersonita. Ny fokon' i Lebny sy ny fokon' i Semeì dia avy amin' i Gersona ka atao hoe fokon' ny Gersonita. De Gershôn relevaient le clan Libnite et le clan Shiméite. Ce sont les clans Gershonites ;

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.2 And the sons of Kohath; Amram, Izhar, and Hebron, and Uzziel. Ary izao no anaran' ny zanakalahin' i Gersona: Libny sy Semey. Izao no anaran' ny zanakalahin' i Gersoma: Lobonì sy Semeia. Voici les noms des fils de Gershom : Libni et Shiméï.
...............
1Tt / 1Tan 6.5 And Abishua begat Bukki, and Bukki begat Uzzi, Avy amin' i Gersona: Libny no zanak' i Gersona, Jahata no zanak' i Libny, Zima no zanak' i Jahata, Avy amin' i Gersoma: Lobnì zanany, Jahata zanany, Zammà zanany, Pour Gershom : Libni son fils, Yahat son fils, Zimma son fils,
...............
1Tt / 1Tan 6.14 And Azariah begat Seraiah, and Seraiah begat Jehozadak, Ny zanakalahin' i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin' i Maly, Semey no zanakalahin' i Libny, Oza no zanakalahin' i Semey, Zanakalahin' i Merarì: Moholì, Lobnì zanany, Semeia zanany, Ozà zanany, Fils de Merari : Malhi, Libni son fils, Shiméï son fils, Uzza son fils,