Toko sy andininy momba Potiela

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 6.25 And Eleazar Aaron' s son took him one of the daughters of Putiel to wife; and she bare him Phinehas: these are the heads of the fathers of the Levites according to their families. Ary Eleazara, zanakalahin' i Arona, naka vady avy tamin' ny zanakavavin' i Potiela, dia niteraka an' i Finehasa taminy izy. Ireo no lohan' ny fianakavian' ny Levita, araka ny fokom-pireneny. Eleazara, zanakalahin' i Aarona, nanam-bady ny anankiray amin' ny zanakavavin' i Fotiela, ka izay no niteraka an' i Finea taminy. Ireo no loham-pianakavian' ny Levita araka ny fianakaviany. Éléazar, fils d' Aaron, épousa l' une des filles de Putiel, qui lui enfanta Pinhas. Tels sont les chefs des familles des Lévites, selon leurs clans.