Toko sy andininy momba Selaita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.20 And the sons of Judah after their families were; of Shelah, the family of the Shelanites: of Pharez, the family of the Pharzites: of Zerah, the family of the Zarhites. Ary ny taranak' i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Sela ny fokon' ny Selita; avy tamin' i Fareza ny fokon' ny Farezita; avy tamin' i Zera ny fokon' ny Zerita. Izao no zanak' i Jodà, araka ny fokony avy: Ny fokon' ny Selaita avy tamin' i Selà; ny fokon' ny Farezita, avy tamin' i Farezy; ny fokon' ny Zareita, avy tamin' i Zare. Les fils de Juda devinrent des clans : pour Shéla, le clan Shélanite ; pour Pérèç, le clan Parçite ; pour Zérah, le clan Zarhite.