Toko sy andininy momba Gideony

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.11 Of Benjamin; Abidan the son of Gideoni. ny avy amin' i Benjamina dia Abidana, zanak' i Gideony; ny amin' i Benjamina: Abidana zanak' i Jedeona; Pour Benjamin, Abidân, fils de Gidéoni.
...............
Nom / Fan 2.22 Then the tribe of Benjamin: and the captain of the sons of Benjamin shall be Abidan the son of Gideoni. Dia vao ny firenen' i Benjamina; ary ny lohan' ny taranak' i Benjamina dia Abidana, zanak' i Gideony; Manaraka izany, dia ny fokon' i Benjamina. Ny filohan' ny taranak' i Benjamina dia Abidàna zanak' i Jedeona, La tribu de Benjamin. Prince des fils de Benjamin : Abidân, fils de Gidéoni.
...............
Nom / Fan 7.60 On the ninth day Abidan the son of Gideoni, prince of the children of Benjamin, offered: Ary tamin' ny andro fahasivy dia Abidana, zanak' i Gideony, lohan' ny taranak' i Benjamina, no nanatitra. Tamin' ny andro fahasivy an' i Abidàna zanak' i Jejeona, filohan' ny zanak' i Benjamina; Celui qui apporta son offrande le neuvième jour fut Abidân, fils de Gidéoni, prince des fils de Benjamin.
...............
Nom / Fan 7.65 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Abidan the son of Gideoni. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Abidana, zanak' i Gideony. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Abidàna, zanak' i Jedeona. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d' Abidân, fils de Gidéoni.
...............
Nom / Fan 10.24 And over the host of the tribe of the children of Benjamin was Abidan the son of Gideoni. Ary Abidana, zanak' i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak' i Benjamina. ary ny antokon' ny fokon' i Benjamina dia nofehezin' i Abidana, zanak' i Jedeona. à la tête du contingent de la tribu des fils de Benjamin selon leurs unités, était Abidân, fils de Gidéoni.