Toko sy andininy momba Malkiela

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.17 And the sons of Asher; Jimnah, and Ishuah, and Isui, and Beriah, and Serah their sister: and the sons of Beriah; Heber, and Malchiel. Ary ny zanak' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin' ireo; ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela. Zanak' i Asera: Jamne, Jesoà, Jesoì, Berià, ary Sarà anabavin' ireo. Ny zanak' i Beria dia Hebera sy Melkiela. Les fils d' Asher : Yimna, Yishva, Yishvi, Beria et leur soeur Sérah; les fils de Beria : Héber et Malkiel.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.45 Of the sons of Beriah: of Heber, the family of the Heberites: of Malchiel, the family of the Malchielites. avy tamin' ny zanak' i Bena dia izao: avy tamin' i Hebera ny fokon' ny Heberita; avy tamin' i Malkiela ny fokon' ny Malkielita. Avy amin' ny zanak' i Brie: ny fokon' ny Hebrita avy tamin' i Hebera; ny fokon' ny Melkielita avy tamin' i Melkiela. Pour les fils de Béria : pour Héber, le clan Hébrite ; pour Malkiel, le clan Malkiélite.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.31 And the sons of Beriah; Heber, and Malchiel, who is the father of Birzavith. Ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain' i Birzavita. Zanakalahin' i Baria: Hebera sy Melkiela; izy no Barsaita. Fils de Béria : Héber et Malkiel. C' est le père de Birzayit.