Toko sy andininy momba Mabsama

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 25.13 And these are the names of the sons of Ishmael, by their names, according to their generations: the firstborn of Ishmael, Nebajoth; and Kedar, and Adbeel, and Mibsam, Izao no anaran' ny zanakalahin' Isimaela, araka ny anarany sy araka ny taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, sy Kedara sy Adbela sy Mibsama Izao no anaran' ny zanakalahin' Ismaely, araka ny anaran' ny taranany avy: Nebaiota no lahimatoan' Ismaely, dia Sedara, Adbeela, Mabsama, Voici les noms des fils d' Ismaèl, selon leurs noms et leur lignée : le premier-né d' Ismaèl Nebayot, puis Qédar, Adbéel, Mibsam,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.29 These are their generations: The firstborn of Ishmael, Nebaioth; then Kedar, and Adbeel, and Mibsam, Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan' Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama Ka izao no taranak' ireo: Nabaiota, zanak' Ismaela lahimatoa, Sedara, Adbeela, Mabsana, Voici leur postérité : Le premier-né d' Ismaèl, Nebayot, puis Qédar, Adbéel, Mibsam,
...............
1Tt / 1Tan 4.25 Shallum his son, Mibsam his son, Mishma his son. dia Saloma no zanakalahin' i Saoly, Mibsama no zanakalahin' i Saloma, Misma no zanakalahin' i Mibsama. Mapsama zanany, Masmà zanany. Son fils Shallum, son fils Mibsam, son fils Mishma.