Toko sy andininy momba Bareda

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 16.14 Wherefore the well was called Beerlahairoi; behold, it is between Kadesh and Bered. Izany no nanaovana ny lavaka fantsakana hoe: Bera-lahai-roy; indro, eo anelanelan' i Kadesy sy Bareda izany. Izany no niantsoan' ny olona io fantsakana io hoe fantsakan' i Lakai-Roi. Ao anelanelan' i Kadesy sy Barada izy io. C' est pourquoi on a appelé ce puits le puits de Lahaï Roï; il se trouve entre Cadès et Béred.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.20 And the sons of Ephraim; Shuthelah, and Bered his son, and Tahath his son, and Eladah his son, and Tahath his son, Ary ny zanakalahin' i Efraima dia Sotela (Bareda no zanakalahin' i Sotela, Tahata no zanakalahin' i Bareda, Elada no zanakalahin' i Tahata, Tahata no zanakalahin' i Elada, Zanakalahin' i Efraima: Sotalà, Bareda zanany, Tahata zanany, Eladà zanany, Tahata zanany, Fils d'Éphraïm : Shutélah. Béred son fils, Tahat son fils, Éléada son fils, Tahat son fils,