Toko sy andininy momba Elasà

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.39 And Azariah begat Helez, and Helez begat Eleasah, ary Azaria niteraka an' i Haleza; ary Haleza niteraka an' i Elasa; Azariasa niteraka an' i Helesa, Helesa niteraka an' i Elasa, Azarya engendra Héleç, Héleç engendra Éléasa,
1Tt / 1Tan 2.40 And Eleasah begat Sisamai, and Sisamai begat Shallum, ary Elasa niteraka an' i Sismay; ary Sismay niteraka an' i Saloma; Elasa niteraka an' i Sisamoia, Sisamoia niteraka an' i Seloma, Éléasa engendra Sismaï, Sismaï engendra Shallum,
...............
1Tt / 1Tan 8.37 And Moza begat Binea: Rapha was his son, Eleasah his son, Azel his son: ary Moza niteraka an' i Binea; Rafa no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Rafa, Azela no zanakalahin' i Elasa Mosà niteraka an' i Banaà; Rafà zanany, Falsà zanany, Asela zanany. Moça engendra Binéa. Rapha son fils, Éléasa son fils, Açel son fils.
...............
1Tt / 1Tan 9.43 And Moza begat Binea; and Rephaiah his son, Eleasah his son, Azel his son. ary Moza niteraka an' i Binea; ary Refaia no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Refaia, Azela no zanakalahin' i Elasa. Mosà niteraka an' i Banaà; Rafaià zanany, Elasà zanany, Asela zanany. Moça engendra Binéa. Rephaya son fils, Éléasa son fils, Açel son fils.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.22 And of the sons of Pashur; Elioenai, Maaseiah, Ishmael, Nethaneel, Jozabad, and Elasah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa. Tamin' ny taranak' i Fasora: Elioenaì, Maasiasa, Ismaela, Nataneale, Jozabeda ary Elasà. parmi les fils de Pashehur : Elyoénaï, Maaséya, Yishmaèl, Netanéel, Yozabad et Eléasa.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 29.3 By the hand of Elasah the son of Shaphan, and Gemariah the son of Hilkiah, (whom Zedekiah king of Judah sent unto Babylon to Nebuchadnezzar king of Babylon) saying, dia ilay teny nampitondrainy an' i Elasa, zanak' i Safana, sy Gemaria, zanak' i Hilkia, izay nirahin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ho any Babylona, ho any amin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, nanao hoe: taratasy nampitondrainy tamin' ny alàlan' i Elasa, zanak' i Safana, sy Gamariasa, zanak' i Helkiasa, izay nirahin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, ho any Babilona, amin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ka hoy ny taratasy hoe: Elle fut portée par Eléasa, fils de Shaphân, et Gemarya, fils de Hilqiyya, que Sédécias, roi de Juda, avait envoyés à Babylone, auprès de Nabuchodonosor, roi de Babylone. La lettre disait