Toko sy andininy momba Fesa-Domima

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 17.1 Now the Philistines gathered together their armies to battle, and were gathered together at Shochoh, which belongeth to Judah, and pitched between Shochoh and Azekah, in Ephesdammim. Ary ny Filistina namory ny miaramilany hiady, ka tafavory tao Soko any Joda izy ary nitoby teo anelanelan' i Soko sy Azeka, dia tao Efesa-damima. Ary namory ny miaramilany ny Filistina mba hiantafika ka tafangona tao Sokao, izay an' i Jodà, dia nitoby tao Efesa-Domina anelanelan' i Sokao sy Azeka. Les Philistins rassemblèrent leurs troupes pour la guerre, ils se concentrèrent à Soko de Juda, et campèrent entre Soko et Azéqa, à Éphès-Dammim.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.13 He was with David at Pasdammim, and there the Philistines were gathered together to battle, where was a parcel of ground full of barley; and the people fled from before the Philistines. Izy dia teo amin' i Davida tao Efesa-damima, raha vory teo ny Filistina hiady, ary ny tany nisy vary hordea maniry, ary ny olona nandositra ny Filistina. Izy no nomba an' i Davida tany Fesa-Domima, ary nivory teo ny Filistina mba hiady; nisy toerana anankiray feno orja teo, ary vaky nandositra teo anoloan' ny Filistina ny vahoaka. Il était avec David à Pas-Dammim quand les Philistins s' y rassemblèrent pour le combat. Il y avait un champ entièrement planté d' orge; l' armée prit la fuite devant les Philistins,