Toko sy andininy momba Hatita

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.42 The children of the porters: the children of Shallum, the children of Ater, the children of Talmon, the children of Akkub, the children of Hatita, the children of Shobai, in all an hundred thirty and nine. Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak' i Saloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Talmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra. Taranaky ny mpiandry varavarana: sivy amby telopolo amby zato no tontalin' ny taranak' i Seloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Telmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobaì. Les fils des portiers : les fils de Shallum, les fils d' Ater, les fils de Talmôn, les fils de Aqqub, les fils de Hatita, les fils de Shobaï : en tout 139.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.45 The porters: the children of Shallum, the children of Ater, the children of Talmon, the children of Akkub, the children of Hatita, the children of Shobai, an hundred thirty and eight. Ary ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak' i Saloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Talmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobay, dia valo amby telo-polo amby zato. Mpiandry varavarana: valo amby telopolo amby zato, ny taranak' i Seloma, ny taranak' i Atera, ny taranak' i Telmona, ny taranak' i Akoba, ny taranak' i Hatita, ny taranak' i Sobaì. Les portiers : les fils de Shallum, les fils d' Ater, les fils de Talmôn, les fils de Aqqub, les fils de Hatita, les fils de Shobaï : 138.