Toko sy andininy momba Jariba

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.24 The sons of Simeon were, Nemuel, and Jamin, Jarib, Zerah, and Shaul: Ny zanakalahin' i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, Zanakalahin' i Simeona: Namoela, Jamina, Jariba, Zarà, Saola, Seloma zanany, Fils de Siméon : Nemuel, Yamîn, Yarib, Zérah, Shaûl.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.16 Then sent I for Eliezer, for Ariel, for Shemaiah, and for Elnathan, and for Jarib, and for Elnathan, and for Nathan, and for Zechariah, and for Meshullam, chief men; also for Joiarib, and for Elnathan, men of understanding. Ka dia nirahiko Eliezera sy Ariela sy Semaia sy Elnatana sy Jariba sy Elnatana sy Natana sy Zakaria sy Mesolama (samy loholona ireo) ary Joariba sy Elnatana (samy mpampianatra ireo). Dia nasaiko nantsoina ny loholona, Eliezera, Ariela, Semeiasa, Elnatàna, Jariba; Elnatàna anankiray, Natàna, Zakaria ary Mosolama, mbamin' ireo mpampianatra: Joiariba sy Elnatàna. Alors je dépêchai Eliézer, Ariel, Shemaya, Elnatân, Yarib, Elnatân, Natân, Zekarya et Meshullam, hommes judicieux,
...............
Ezr / Esd 10.18 And among the sons of the priests there were found that had taken strange wives: namely, of the sons of Jeshua the son of Jozadak, and his brethren; Maaseiah, and Eliezer, and Jarib, and Gedaliah. Ary ny hita teo amin' ny taranaky ny mpisorona izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia izao: Ny teo amin' ny taranak' i Jesoa, zanak' i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia; Tamin' ny taranaky ny mpisorona dia nisy namponina tao aminy vehivavy hafa firenena. Tamin' ny taranak' i Josoe zanak' i Josedeka mbamin' ireo rahalahiny: Maasiasa, Eliezera, Jariba, ary Godoliasa: Parmi les prêtres, voici ceux que l' on trouva avoir épousé des femmes étrangères : parmi les fils de Josué, fils de Yoçadaq, et parmi ses frères : Maaséya, Eliézer, Yarib et Gedalya;

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 14.29 Simona zanak' i Matatiasa amin' ny taranak' i Jariba, mbamin' ireo rahalahiny, dia nanao vy very ny ainy, sy nanohitra ireo fahavalon' ny firenena, mba hijoroan' ny fitoerana masina mbamin' ny lalàna, ary nampahazo voninahitra lehibe ny fireneny izy ireo. Lorsque des combats incessants eurent lieu dans la contrée, Simon, fils de Mattathias, descendant des fils de Ioarib, et ses frères se sont exposés au danger et ont tenu tête aux ennemis de leur nation, afin que leur sanctuaire demeurât debout ainsi que la Loi, et ils ont acquis à leur nation une grande gloire.