Toko sy andininy momba Magedao

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.21 The king of Taanach, one; the king of Megiddo, one; ny mpanjakan' i Tanaka, iray; ny mpanjakan' i Megido, iray; ny mpanjakan' i Tanàka, iray; ny mpanjakan' i Magedao, iray; Le roi de Tanak, un; le roi de Megiddo, un;
...............
Jos 17.11 And Manasseh had in Issachar and in Asher Bethshean and her towns, and Ibleam and her towns, and the inhabitants of Dor and her towns, and the inhabitants of Endor and her towns, and the inhabitants of Taanach and her towns, and the inhabitants of Megiddo and her towns, even three countries. Ary Manase nahazo anjara koa teo amin' Isakara sy teo amin' i Asera, dia Beti-sana sy ny zana-bohiny ary Ibleama sy ny zana-bohiny ay ny mponina any Dora sy ny zana-bohiny ary ny mponina any En-dora koa sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Tanaka sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Megido sy ny zana-bohiny, dia amin' ny havoana telo ireo. Izao no lasan' i Manase tao amin' ny tanin' Isakara sy Asera: Betisàna sy ny tanàna momba azy, Jeblaama sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Dora sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Tenàka sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Magedao sy ny tanàna momba azy: ireo no faritanin' i Havoan-telo. Manassé eut, avec Issachar et avec Asher, Bet-Shéân et les villes qui en dépendent, Yibleam et les villes qui en dépendent, les habitants de Dor et des villes qui en dépendent, les habitants de Tanak et de Megiddo et des villes qui en dépendent : les trois du Coteau.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.27 Neither did Manasseh drive out the inhabitants of Bethshean and her towns, nor Taanach and her towns, nor the inhabitants of Dor and her towns, nor the inhabitants of Ibleam and her towns, nor the inhabitants of Megiddo and her towns: but the Canaanites would dwell in that land. Ary Manase tsy nahafaka an' i Beti-sana sy ny zana-bohiny, na Tanaka sy ny zana-bohiny, sady tsy naharoaka ny mponina tany Dora sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Ibleama sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Megido sy ny zana-bohiny, satria tian' ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany. Manase tsy nandroaka ny mponina tao Betsàna sy ny tanàna momba azy, na ny tao Tanàka sy ny tanàna momba azy, na ny mponina tao Dora sy ny tanàna momba azy, na ny mponina tao Jeblaamà sy ny tanàna momba azy, ka nahazo toky hipetraka amin' izany tany izany ny Kananeana. Manassé ne déposséda pas Bet-Sheân et ses dépendances, ni Tanak et ses dépendances, ni les habitants de Dor et de ses dépendances, ni les habitants de Yibleam et de ses dépendances, ni les habitants de Megiddo et de ses dépendances; les Cananéens persistèrent dans ce pays.
...............
Mts / Mpits 5.19 The kings came and fought, then fought the kings of Canaan in Taanach by the waters of Megiddo; they took no gain of money. Tonga ireo mpanjaka ka niady, eny, niady tao Tanaka ireo mpanjakan' i Kanana, dia teo anilan' ny ranon' i Megido; Tsy nisy volafotsy azony ho babo. Tonga ireo mpanjaka ka nandrafitra ady izy ireo, nandrafitra ady tamin' izay ireo mpanjakan' i Kanaana, dia tao Tanaka teo amoron' ny ranon' i Magedao, fa tsy nahazo na dia akoram-bolafotsy iray aza. Les rois sont venus, ils ont combattu, alors ils ont combattu, les rois de Canaan, à Tanak, aux eaux de Megiddo, mais ils n' ont pas ramassé d' argent en butin.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.12 Baana the son of Ahilud; to him pertained Taanach and Megiddo, and all Bethshean, which is by Zartanah beneath Jezreel, from Bethshean to Abelmeholah, even unto the place that is beyond Jokneam: Bana, zanak' i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan' i Zaretana, ambanin' i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr' i Jokneama no azy. Banà, zanak' i Ahiloda: azy avokoa Tanàka sy Magedao ary Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmeholà, hatrany ambadik' i Jekimaana; Baana fils d' Ahilud, à Tanak et Megiddo jusqu' au-delà de Yoqméam, et tout Bet-Sheân au-dessous de Yizréel, depuis Bet-Sheân jusqu'à Abel-Mehola, qui est vers Çartân.
...............
1Mp 9.15 And this is the reason of the levy which king Solomon raised; for to build the house of the Lord, and his own house, and Millo, and the wall of Jerusalem, and Hazor, and Megiddo, and Gezer. Ary izao no toetry ny fanompoana nampanaovin' i Solomona mpanjaka ny olona, tamin' ny nanaovany ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana ary Milo sy ny màndan' i Jerosalema, sy Hazora sy Megido ary Gazera Izao kosa no momba ny olona mpanao fanompoana nalain' i Salomona, hanaovana ny tranon' ny Tompo sy ny tranony, Melao sy ny mandan' i Jerosalema, Hasera, Magedao, ary Gazera. Voici ce qui concerne la corvée que le roi Salomon leva pour construire le Temple de Yahvé, son propre palais, le Millo et le mur de Jérusalem, Haçor, Megiddo, Gézèr,

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 9.27 But when Ahaziah the king of Judah saw this, he fled by the way of the garden house. And Jehu followed after him, and said, Smite him also in the chariot. And they did so at the going up to Gur, which is by Ibleam. And he fled to Megiddo, and died there. Ary nony hitan' i Ahazia, mpanjakan' ny Joda, izany, dia nandositra tamin' ny lalana mankamin' ny trano ao anatin' ny saha izy. Ary Jeho nanaraka azy ka nanao hoe: Indry, asio koa iny; dia nasiany teo anatin' ny kalesiny teo amin' ny fiakarana ho any Gora, izay eo anilan' i Jibleama, izy. Ary nandositra nankany Megido Ahazia ka maty teo. Raha nahita izany Okoziasa mpanjakan' i Jodà, dia nandositra tamin' ny làlan' ny tranon' ny zaridaina. Fa nenjehin' i Jeho izy sady nataony hoe: Asio ao anaty kalesiny ao ihany koa iny. Dia nasian' ny olona izy, teo amin' ny fiakaran' i Gavera, akaikin' i Jeblaama. Nandositra nankany Magedao izy, dia maty tao. Quand Ochozias, roi de Juda, eut vu cela, il prit la fuite sur la route de Bet-ha-Gân, mais Jéhu le poursuivit et ordonna "Lui aussi, frappez-le!" On le blessa sur son char, à la montée de Gur, qui est près de Yibleam, et il se réfugia à Megiddo où il mourut.
...............
2Mp 23.29 In his days Pharaohnechoh king of Egypt went up against the king of Assyria to the river Euphrates: and king Josiah went against him; and he slew him at Megiddo, when he had seen him. Tamin' ny andro nanjakan' i Josia no niakaran' i Farao-neko, mpanjakan' i Egypta, hankany amoron' ny ony Eofrata hiady amin' ny mpanjakan' i Asyria; ary Josia mpanjaka dia nandeha hiady amin' i Farao. Kanjo nony hitany, dia matiny tao Megido izy. Tamin' ny androny, niakatra hamely ny mpanjakan' i Asiria any amin' ny ony Elfrata, Faraona-Nekao mpanjakan' i Ejipta, ary nandeha hanehatra azy Josiasa mpanjaka. Kanjo vao hitan' i Faraona izy dia matiny tao Magedao. De son temps, le Pharaon Neko, roi d' Egypte, monta vers le roi d' Assyrie, sur le fleuve de l' Euphrate. Le roi Josias se porta au-devant de lui mais Neko le fit périr à Megiddo, à la première rencontre.
2Mp 23.30 And his servants carried him in a chariot dead from Megiddo, and brought him to Jerusalem, and buried him in his own sepulchre. And the people of the land took Jehoahaz the son of Josiah, and anointed him, and made him king in his father' s stead. Ary ny fatiny dia napetraky ny mpanompony tao anaty kalesy ka nentiny niala tao Megido ho any Jerosalema, dia naleviny tao amin' ny fasany. Ary nalain' ny vahoaka Joahaza, zanak' i Josia, dia nohosorany ka nampanjakainy handimby an-drainy. Maty izy no nitondran' ny mpanompony azy tao anaty kalesy, avy any Magedao, ka nentiny tao Jerosalema dia naleviny tao amin' ny fasany. Ary Joakaza zanak' i Josiasa no nalain' ny vahoakan' ny tany, dia nohosorany sy natsangany ho mpanjaka hisolo an-drainy. Ses serviteurs transportèrent son corps en char depuis Megiddo, ils le ramenèrent à Jérusalem et l' ensevelirent dans son tombeau. Le peuple du pays prit Joachaz fils de Josias; on lui donna l' onction et on le proclama roi à la place de son père.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.29 And by the borders of the children of Manasseh, Bethshean and her towns, Taanach and her towns, Megiddo and her towns, Dor and her towns. In these dwelt the children of Joseph the son of Israel. ary teo amin' ny sisin-tanin' ny taranak' i Manase dia Beti-sana sy ny zana-bohiny, Tanaka sy ny zana-bohiny, Megido sy ny zana-bohiny, Dora sy ny zana-bohiny Tamin' ireo no nonenan' ny taranak' i Josefa, zanak' Isiraely. Eo an-tànan' ny taranak' i Manase koa Betsàna sy ny tanàna momba azy, Magedao sy ny tanàna momba azy, Dora sy ny tanàna momba azy. Tamin' ireo tanàna ireo no nonenan' ny taranak' i Josefa, zanak' Israely. Bet-Sheân avec ses dépendances, Tanak avec ses dépendances, Megiddo avec ses dépendances, Dor avec ses dépendances, étaient aux mains des fils de Manassé. C' est là que demeuraient les fils de Joseph, fils d' Israël.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 35.22 Nevertheless Josiah would not turn his face from him, but disguised himself, that he might fight with him, and hearkened not unto the words of Necho from the mouth of God, and came to fight in the valley of Megiddo. Fa Josia tsy nety nihodina niala taminy, fa nody olon-kafa mba hiady taminy ka tsy nety nihaino ny tenin' i Neko, izay nampilazain' Andriamanitra azy, fa nandeha hiady taminy ihany teo amin' ny lohasahan' i Megido. Tsy nety nihodina niala taminy anefa Josiasa, fa nanao fitafiana hafa izy hamely azy: tsy nohenoiny akory ny tenin' i Nekao, avy amin' ny vavan' Andriamanitra, fa nandroso izy hiady eo amin' ny lemak' i Magedao. Mais Josias ne renonça pas à l' affronter, car il était fermement décidé à le combattre et n'écouta pas ce que lui disait Neko au nom de Dieu. Il livra bataille dans la trouée de Megiddo;

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 12.11 In that day shall there be a great mourning in Jerusalem, as the mourning of Hadadrimmon in the valley of Megiddon. Amin' izany andro izany dia hisy fisaonana lehibe any Jerosalema toy ny fisaonana tao Hadadrimona eo amin' ny lohasaha Megido. Amin' izany andro izany, ao Jerosalema, hisy fisaonana lehibe toy ny fisaonana tao Adadremona, amin' ny lohasahan' i Magedao. En ce jour-là grandira la lamentation dans Jérusalem, comme la lamentation de Hadad Rimmôn, dans la plaine de Megiddôn.