Toko sy andininy momba Samla

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.36 And Hadad died, and Samlah of Masrekah reigned in his stead. Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka. Maty Hadada, ary Semlà, avy any Masrekà, no nanjaka namdimby azy. Hadad mourut et à sa place régna Samla, de Masréqa.
Gen / Jen 36.37 And Samlah died, and Saul of Rehoboth by the river reigned in his stead. Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron' ny Ony. Maty Semlà, ary Saola avy any Rohobota, amin' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. Samla mourut et à sa place régna Shaûl, de Rehobot-ha-Nahar.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.47 And when Hadad was dead, Samlah of Masrekah reigned in his stead. Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. Maty Hadada, ka Semlà, avy any Masrekà no nanjaka nandimby azy. Hadad mourut et à sa place régna Samla de Masréqa.
1Tt / 1Tan 1.48 And when Samlah was dead, Shaul of Rehoboth by the river reigned in his stead. Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron' ny Ony. Maty Semlà, ka Saola avy any Rohobota, amoron' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. Samla mourut et à sa place régna Shaûl de Rehobot-ha-Nahar.