Toko sy andininy momba Jisvy

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.17 And the sons of Asher; Jimnah, and Ishuah, and Isui, and Beriah, and Serah their sister: and the sons of Beriah; Heber, and Malchiel. Ary ny zanak' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin' ireo; ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela. Zanak' i Asera: Jamne, Jesoà, Jesoì, Berià, ary Sarà anabavin' ireo. Ny zanak' i Beria dia Hebera sy Melkiela. Les fils d' Asher : Yimna, Yishva, Yishvi, Beria et leur soeur Sérah; les fils de Beria : Héber et Malkiel.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.44 Of the children of Asher after their families: of Jimna, the family of the Jimnites: of Jesui, the family of the Jesuites: of Beriah, the family of the Beriites. Ny taranak' i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin' i Jimna ny fokon' ny Jimnita; avy tamin' i Jisvy ny fokon' ny Jisvita; avy tamin' i Bena ny fokon' ny Berita; Zanak' i Asera, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Jemnita avy tamin' i Jemnà; ny fokon' ny Jesoita, avy tamin' i Jesoì; ny fokon' ny Brieita, avy tamin' i Brie. Les fils d' Asher, par clans : pour Yimna, le clan Yimnite ; pour Yishvi, le clan Yishvite ; pour Béria, le clan Bériite.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 14.49 Now the sons of Saul were Jonathan, and Ishui, and Melchishua: and the names of his two daughters were these; the name of the firstborn Merab, and the name of the younger Michal: Ary izao no zanakalahin' i Saoly: Jonatana sy Jisvy sy Malkisoa; izao kosa no anaran' ny zananivavy roa: ny anaran' ny vavimatoa Meraba, ary ny anaran' ny faravavy Mikala. Ny zanakalahin' i Saola dia Jonatasy, Jesoì, Melkisoà, ary ny anaran' ny zanany roa vavy, dia Meroba ny zokiny ary Mikola ny zandriny. Saül eut pour fils Jonathan, Ishyo et Malki-Shua. Les noms de ses deux filles étaient Mérab pour l' aînée et Mikal pour la cadette.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.30 The sons of Asher; Imnah, and Isuah, and Ishuai, and Beriah, and Serah their sister. Ny zanakalahin' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria; ary Sera no anabavin' ireo. Zanak' i Asera: Jemnà, Jesoà, Jesoì, Barià ary Sarà anabavin' ireo. Fils d' Asher : Yimna, Yishva, Yishvi, Béria; Sérah leur soeur.