Toko sy andininy momba Ebenezera

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 4.1 And the word of Samuel came to all Israel. Now Israel went out against the Philistines to battle, and pitched beside Ebenezer: and the Philistines pitched in Aphek. Ary tonga tany amin' ny Isiraely rehetra ny tenin' i Samoela. Dia nandeha ny Isiraely hiady tamin' ny Filistina ka nitoby teo anilan' i Ebenezera; ary ny Filistina kosa nitoby tany Afeka. Ary natao tamin' Israely rehetra ny tenin' i Samoela. Dia nivoaka hiady tamin' ny Filistina Israely ka nitoby teo akaikin' ny Eben-Ezera; ary ny Filistina nitoby tao Afeka. et la parole de Samuel fut pour tout Israël comme la parole de Yahvé. Éli était très âgé et ses fils persévéraient dans leur mauvaise conduite à l'égard de Yahvé. Il advint en ce temps-là que les Philistins se rassemblèrent pour combattre Israël, et les Israélites sortirent à leur rencontre pour le combat. Ils campèrent près d'Ében-ha-Ézer, tandis que les Philistins étaient campés à Apheq.
1Sm / 1Sam 5.1 And the Philistines took the ark of God, and brought it from Ebenezer unto Ashdod. Dia nalain' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra ka nentiny niala tany Ebenezera ho any Asdoda. Nony azon' ny Filistina ny fiaran' Andriamanitra dia nentiny avy tany Eben-Ezera ho any Azota. Lorsque les Philistins se furent emparés de l' arche de Dieu, ils la conduisirent d'Ében-ha-Ézèr à Ashod.
...............
1Sm / 1Sam 7.12 Then Samuel took a stone, and set it between Mizpeh and Shen, and called the name of it Ebenezer, saying, Hitherto hath the Lord helped us. Ary Samoela naka vato ka nanorina azy teo anelanelan' i Mizpa sy Sena, ary ny anarany nataony hoe Ebenezera; fa hoy izy: Efa novonjen' i Jehovah isika hatramin' izao. Naka vato Samoela napetrany teo anelanelan' i Masfà sy Sena, ary nomeny anarana hoe Eben-Ezera, fa hoy izy: Efa novonjen' ny Tompo isika hatramin' izao. Alors Samuel prit une pierre et la dressa entre Miçpa et La Dent, et il lui donna le nom d'Ében-ha-Ézèr, en disant : " C' est jusqu' ici que Yahvé nous a secourus. "