Toko sy andininy momba Elizora

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.5 And these are the names of the men that shall stand with you: of the tribe of Reuben; Elizur the son of Shedeur. Ary izao no anaran' ireo lehilahy ho namanareo ireo: Ny avy amin' i Robena dia Elizora, zanak' i Sedeora; Ireto no anaran' ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin' i Robena: Elisora zanak' i Sedeora; " Voici les noms de ceux qui vous assisteront : Pour Ruben, Éliçur, fils de Shedéur.
...............
Nom / Fan 2.10 On the south side shall be the standard of the camp of Reuben according to their armies: and the captain of the children of Reuben shall be Elizur the son of Shedeur. Ary ny fanevan' ny tobin' i Robena no ho eo amin' ny lafiny atsimo, araka ny antokony; ary ny lohan' ny taranak' i Robena dia Elizora, zanak' Sedeora; Ny fanevan' ny tobin-dRobena no ho eo amin' ny lafiny atsimo; mbamin' ny antokony avy. Ny filohan' ny tarana-dRobena dia Elizora zanak' i Sedeora. Au sud, l'étendard du camp de Ruben, selon leurs unités. Prince des fils de Ruben : Éliçur, fils de Shédéur.
...............
Nom / Fan 7.30 On the fourth day Elizur the son of Shedeur, prince of the children of Reuben, did offer: Ary tamin' ny andro fahefatra dia Elizora, zanak' i Sedeora, lohan' ny taranak' i Robena, no nanatitra. Tamin' ny andro fahefatra dia an' i Elisora zanak' i Sedeora, filohan' ny tarana-dRobena; Celui qui apporta son offrande le quatrième jour fut Éliçur, fils de Shedéur, prince des fils de Ruben.
...............
Nom / Fan 7.35 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Elizur the son of Shedeur. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray ireo no fanatitr' i Elizora, zanak' i Sedeora. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Elisora zanak' i Sedeora. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d'Éliçur, fils de Shedéur.
...............
Nom / Fan 10.18 And the standard of the camp of Reuben set forward according to their armies: and over his host was Elizur the son of Shedeur. Dia niainga ny fanevan' ny tobin' i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak' i Sedeora, no mpifehy ny antokony. Dia niainga ny fanevan' ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin' i Elisora, zanak' i Sedeora; Partit ensuite l'étendard du camp des fils de Ruben selon leurs unités. A la tête de son contingent était Éliçur, fils de Shedéur ;