Toko sy andininy momba Naamà

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 14.21 And Rehoboam the son of Solomon reigned in Judah. Rehoboam was forty and one years old when he began to reign, and he reigned seventeen years in Jerusalem, the city which the Lord did choose out of all the tribes of Israel, to put his name there. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. Ary Rehoboama, zanak' i Solomona, no nanjaka tamin' ny Joda. Efa iraika amby efa-polo taona Rehoboama, fony izy vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema, tanàna nofidin' i Jehovah tamin' ny firenen' Isiraely rehetra hametrahany ny anarany. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Roboama zanak' i Salomona nanjaka tamin' i Jodà. Efa iraika amby efapolo taona izy vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema, tanàna nofidin' ny Tompo tamin' ny fokon' Israely rehetra, hametrahana ny anarany; Naama Amonita no anaran-dreniny. Roboam fils de Salomon devint roi sur Juda ; il avait quarante et un ans à son avènement et régna dix-sept ans à Jérusalem, la ville que, dans toutes les tribus d' Israël, Yahvé avait choisie pour y placer son Nom. Sa mère s' appelait Naama, l' Ammonite.
...............
1Mp 14.31 And Rehoboam slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. And Abijam his son reigned in his stead. Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Roboama, ka nalevina tao akaikin' ny razany tao an-tanànan' i Davida. Ny anaran-dreniny dia Naamà Amonita, ary Abiama zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Roboam se coucha avec ses pères et on l' enterra dans la Cité de David. Son fils Abiyyam régna à sa place.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 12.13 So king Rehoboam strengthened himself in Jerusalem, and reigned: for Rehoboam was one and forty years old when he began to reign, and he reigned seventeen years in Jerusalem, the city which the Lord had chosen out of all the tribes of Israel, to put his name there. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. Ary Rehoboama mpanjaka dia nitombo hery tany Jerosalema, ka dia nanjaka; iraika amby efa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema, ilay tanana nofidin' i Jehovah tamin' ny firenen' Isiraely rehetra hampitoerany ny anarany. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary nitombo hery tao Jerosalema Roboama mpanjaka, ka dia nanjaka. Iraika amby efapolo taona izy, fony vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany, tao Jerosalema, ilay tanàna nofidin' ny Tompo tamin' ny fokon' Israely rehetra, hametrahana ny anarany. Naamà, Amonita, no anaran-dreniny. le roi Roboam put s' affermir dans Jérusalem et régner. Il avait en effet quarante et un ans à son avènement et il régna dix-sept ans à Jérusalem, la ville que Yahvé avait choisie entre toutes les tribus d' Israël pour y placer son Nom. Sa mère s' appelait Naama, l' Ammonite.