2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | |
2Tt / 2Tan 13.1 | Now in the eighteenth year of king |
Ary tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Jeroboama mpanjaka no vao nanjakan' i Abia tamin' ny Joda. | Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Jeroboama no vao nanjaka tamin' i Jodà Abià, ary telo taona no nanjakany tao Jerosalema. | La dix-huitième année du règne de |