Toko sy andininy momba Abia

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 8.2 Now the name of his firstborn was Joel; and the name of his second, Abiah: they were judges in Beersheba. Ary Joela no anaran' ny lahimatoany, ary Abia no anaran' ny faralahiny; mpitsara tany Beri-sheba izy ireo. Joela no anaran' ny zanany lahimatoa, ary Abià no anaran' ny faharoa. Tany Bersabe izy ireo no nitsara. Son fils aîné s' appelait Yoèl et son cadet Abiyya; ils étaient juges à Bersabée.