Toko sy andininy momba Abià

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.24 And after that Hezron was dead in Calebephratah, then Abiah Hezron' s wife bare him Ashur the father of Tekoa. Ary nony maty Hezrona tany Kaleba-efrata, Abia, vadin' i Hezrona, dia niteraka an' i Asora, razamben' ny any Tekoa, taminy. Efa maty tany Kaleba-Efrata, Hesrona, vao niteraka an' i Ashora rain' i Tekoà, taminy Abià vadiny. Après la mort de Heçrôn, Caleb s' unit à Éphrata, femme de son père Heçrôn, qui lui enfanta Ashehur, père de Teqoa.