Toko sy andininy momba Abià

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
2Tt / 2Tan 29.1 Hezekiah began to reign when he was five and twenty years old, and he reigned nine and twenty years in Jerusalem. And his mother' s name was Abijah, the daughter of Zechariah. Dimy amby roa-polo taona Hezekia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Abia, zanakavavin' i Zakaria. Dimy amby roapolo taona Ezekiasa fony vao nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Abià zanak' i Zakariasa. Ézéchias devint roi à l'âge de vingt-cinq ans et il régna vingt-neuf ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Abiyya, fille de Zekaryahu.