Toko sy andininy momba Sarvia

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 26.6 Then answered David and said to Ahimelech the Hittite, and to Abishai the son of Zeruiah, brother to Joab, saying, Who will go down with me to Saul to the camp? And Abishai said, I will go down with thee. Ary hoy Davida tamin' i Ahimeleka Hetita sy Abisay, zanak' i Zeroia, rahalahin' i Joaba; Iza no hidina hiaraka amiko ho any amin' i Saoly any an-toby? Dia hoy Abisay: Izaho hidina hiaraka aminao. Koa niteny tamin' i Akimeleka Heteana sy tamin' i Abisaï zanak' i Sarvia sy rahalahin' i Joaba, Davida ka nanao hoe: Iza no manaiky hiara-midina amiko, ho any an-toby any amin' i Saola? Dia hoy Abisaï namaly azy: Izaho no hiara-midina aminao. David, s' adressant à Ahimélek le Hittite et à Abishaï, fils de Çeruya et frère de Joab, leur dit : " Qui veut descendre avec moi au camp, jusqu'à Saül ? " Abishaï répondit : " C' est moi qui descendrai avec toi. "

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 2.18 And there were three sons of Zeruiah there, Joab, and Abishai, and Asahel: and Asahel was as light of foot as a wild roe. Ary mba teo koa izy telo lahy zanak' i Zeroia, dia Joaba sy Abisay ary Asahela; ary Asahela dia haingan-tongotra tahaka ny gazela any an-efitra. Teo daholo tamin' izay izy telo lahy zanak' i Sarvia dia Joaba sy Abisaïa ary Asaela. Faingan-tongotra hoatra ny iray amin' ny gazela any an-tsaha Asaela. Il y avait là les trois fils de Çeruya, Joab, Abishaï et Asahel. Or Asahel était agile à la course comme une gazelle sauvage.