Toko sy andininy momba Heresa

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.35 But the Amorites would dwell in mount Heres in Aijalon, and in Shaalbim: yet the hand of the house of Joseph prevailed, so that they became tributaries. fa tian' ny Amorita hitoerana indrindra ny tendrombohitra Heresa sy ny tany Aialona sy Salbima; nefa nahery ny tanan' ny taranak' i Josefa, ka dia nampanaovina fanompoana ireo. ary nahazo toky ny Amoreana hitoetra ao Har-Haresy sy Ajalona ary Salebima fa nanampatra ny herin' ny tànany tamin' izy ireo kosa ny fianakavian' i Josefa, ka nampandoaviny hetra izy ireo. Les Amorites se maintinrent à Har-Hérès, à Ayyalôn et à Shaalbim, mais lorsque la main de la maison de Joseph se fit plus lourde, ils furent soumis à la corvée.