Toko sy andininy momba Bikata

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 30.17 The young men of Aven and of Pibeseth shall fall by the sword: and these cities shall go into captivity. Ny zatovon' i Avena sy Pi-beseta ho lavon-tsabatra, sady ho lasan-ko babo ny ao. Ny zatovon' i Avena sy Bobasta, ho lavon-tsabatra; ary ny tenan' izy ireo ho lasan-ko babo. Les jeunes gens de On et de Pi-Bésèt tomberont par l'épée et les villes elles-mêmes iront en captivité.

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
...............
Hos / Os 10.8 The high places also of Aven, the sin of Israel, shall be destroyed: the thorn and the thistle shall come up on their altars; and they shall say to the mountains, Cover us; and to the hills, Fall on us. Ary ho rava koa ny fitoerana avo ho Avena, izay anotan' Isiraely; Ho rakotry ny tsilo sy ny ahitra ratsy ny alitarany; Ary izy hanao amin' ny tendrombohitra hoe: sarony izahay, ary amin' ny havoana hoe: Mianjerà aminay. Ho rava ny fitoerana avon' i Avena, izay fahotan' Israely; handadian' ny tsilo amam-boarointsaka ny oteliny. Ny tendrombohitra hilazany hoe: Sarony izahay! ary ny havoana hataony hoe: Mianjerà aminay! Ils seront détruits, les hauts lieux d' Aven, ce péché d' Israël; épines et chardons grimperont sur leurs autels. Ils diront alors aux montagnes : " Couvrez-nous! " et aux collines : " Tombez sur nous! "

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 1.5 I will break also the bar of Damascus, and cut off the inhabitant from the plain of Aven, and him that holdeth the sceptre from the house of Eden: and the people of Syria shall go into captivity unto Kir, saith the Lord. Hotorotoroiko koa ny hidin' i Damaskosy, ary hofoanako tsy hisy mponina ny lohasahan' i Avena, ary Bet-edena tsy hisy hitana tehina fanapahana; Ary ny vahoakan' i Syria dia ho lasan-ko babo any Kira, hoy Jehovah. Homontsaniko ny hidin' i Damasa, haringako ny mponina ao Bikata Avena, ny mitana ny tehim-panjakana any Beta-Edena; ary ho entina babo ho any Kira ny vahoaka any Siria, hoy Iaveh. je briserai le verrou de Damas, de Biqeat-Aven je supprimerai l' habitant, de Bet-Éden, celui qui tient le sceptre, et le peuple d' Aram sera déporté à Qir, dit Yahvé.