Toko sy andininy momba Jesaia

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 25.3 Of Jeduthun: the sons of Jeduthun; Gedaliah, and Zeri, and Jeshaiah, Hashabiah, and Mattithiah, six, under the hands of their father Jeduthun, who prophesied with a harp, to give thanks and to praise the Lord. Tamin' i Jedotona, ny zanany dia Gedalia sy Zery sy Jesaia sy Hasabia ary Matitia, enin-dahy ireo ka nofehezin' i Jedotona rainy, izay naminany tamin' ny lokanga hidera sy hisaotra an' i Jehovah. Amin' Iditona, ny zanakalahin' Iditona: Godohiasa, Sorì, Jereiasa, Hasabiasa, Matatiasa, ary Semeia, enina izy araka ny didin' Iditona rainy, izay naminany tamin' ny lokanga hidera sy hankalaza an' ny Tompo. Pour Yedutûn : fils de Yedutûn : Gedalyahu, Çeri, Yeshayahu, Hashabyahu, Mattityahu; ils étaient six sous la direction de leur père Yedutûn qui prophétisait au son des lyres en l' honneur et à la louange de Yahvé.