Toko sy andininy momba Hafsiba

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
2Mp 21.1 Manasseh was twelve years old when he began to reign, and reigned fifty and five years in Jerusalem. And his mother' s name was Hephzibah. Roa ambin' ny folo taona Manase, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hefziba. Roa ambin' ny folo taona Manase fony tonga mpanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hafsiba. Manassé avait douze ans à son avènement et il régna 55 ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Hephçiba.