Toko sy andininy momba Ekbatana

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 6.2 And there was found at Achmetha, in the palace that is in the province of the Medes, a roll, and therein was a record thus written: Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin' ny tanin' ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: Ka indro hita tao Ekbatana, tanàna mimanda ao amin' ny faritanin' i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao: et l' on trouva à Ecbatane, la forteresse sise dans la province des Mèdes, un rouleau dont voici la teneur "Mémorandum.

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 3.7 Tamin' izay andro izay ihany koa, tany Ekbatana, tanànan' ny Meda, dia nandre ny fanebahan' ny iray amin' ny ankizivavin-drainy azy, Sarà zanakavavin-dRagoela. Le même jour, il advint que Sarra, fille de Ragouèl, habitant d' Ecbatane en Médie, entendit aussi les insultes d' une servante de son père.
...............
Tb 5.8 Dia hoy ny navaliny: Fantatro, fa efa niverimberina matetika tamin' ireo làlana rehetra ireo aho, ary efa niantrano tao amin' i Gabelosa rahalahintsika aho, dia ilay monina ao Ragesa, tanànan' ny Meda; miorina ao amin' ny tendrombohitr' i Ekbatana. L' autre répondit : "Bien, j' attends. Seulement ne sois pas long."

      Jodita Livre de Judith
Jdt 1.1 Nony efa nampanaiky ny firenena maro ho ambanin' ny fahefany Arfaksada, mpanjakan' ny Meda, dia nanorina tanàna fiarovana mafy anankiray, nataony hoe Ekbatana, tamin' ny vato voapaika vita efa-joro. C'était en la douzième année de Nabuchodonosor, qui régna sur les Assyriens à Ninive la grande ville. Arphaxad régnait alors sur les Mèdes à Ecbatane.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 9.3 Tao amin' ny faritanin' i Ekbatana, izy no nandre ny nanjò an' i Nikanora sy ny tafik' i Timoteo. Comme il se trouvait vers Ecbatane, il apprit ce qui était arrivé à Nikanor et aux gens de Timothée.