Toko sy andininy momba Bakidesa

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 7.8 Dia nofidin' ny mpanjaka tamin' ireo sakaizany Bakidesa governoran' ny tany any an-dafin' ny ony, lehilahy ambony indrindra teo amin' ny fanjakana, sy niraiki-po amin' ny mpanjaka; ka io no nirahiny miaraka amin' i Alsima, mpankahala ny fivavahana, Le souverain choisit Bacchidès, un des amis du roi, gouverneur de la Transeuphratène, grand du royaume et fidèle au roi.
...............
1M 7.12 Nanatona an' i Alsima sy Bakidesa anefa, ny antoko-mpampiana-dalana anankiray Cependant une commission de scribes se réunit chez Alkime et Bacchidès pour chercher une solution équitable.
...............
1M 7.20 Ary napetrak' i Bakidesa tamin' i Alsima ny tany, sady namelany miaramila hiaro azy io, dia niverina ho any amin' ny mpanjaka izy. Il remit ensuite la province à Alkime, laissant avec lui une armée pour le soutenir. Bacchidès s' en revint chez le roi.
1M 9.1 Nony ren' i Demetriosa fa resy tamin' ny ady Nikanora sy ny tafiny dia nalefany ho any Jodea indray Bakidesa sy Alsima, nitondra ny vazan-tafika havanana. Cependant Démétrius, ayant appris que Nikanor avait succombé avec son armée dans le combat, envoya de nouveau au pays de Juda Bacchidès et Alkime, à la tête de l' aile droite.
...............
1M 9.57 Nony nahita ity Alsima maty Bakidesa dia niverina ho any amin' ny mpanjaka, ka nandry fahizay ny tanin' i Jodà, nandritra ny roa taona. Voyant qu' Alkime était mort, Bacchidès revint chez le roi et le pays de Juda fut en repos durant deux ans.