Toko sy andininy momba Maly

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 23.23 The sons of Mushi; Mahli, and Eder, and Jeremoth, three. Ny zanakalahin' i Mosy dia Maly sy Edera ary Jeremota; telo izy. Zanakalahin' i Mosì: Moholì, Edera ary Jerimota, telo lahy izy. Fils de Mushi : Mahli, Éder, Yerémot, trois en tout.
...............
1Tt / 1Tan 24.29 Concerning Kish: the son of Kish was Jerahmeel. Ny amin' i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela. Zanakalahin' i Mosì: Moholì, Edera ary Jerimota. pour Qish : fils de Qish, Yerahméel.
1Tt / 1Tan 24.30 The sons also of Mushi; Mahli, and Eder, and Jerimoth. These were the sons of the Levites after the house of their fathers. Ary ny zanakalahin' i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy. Ireo taranak' i Levì, araka ny fianakaviany avy. Izy ireo koa toraka ireo taranak' i Aarona rahalahiny, dia nanao ny filokana teo anatrehan' i Davida mpanjaka sy Sadaoka, sy Akimeleka, mbamin' ireo loham-pianakavian' ny mpisorona sy ny Levita, dia natao mitovy amin' ny zokiny ela indrindra, ny zandriny vao haingana indrindra. Fils de Mushi : Mahli, Éder, Yerimot. Tels furent les fils de Lévi, répartis par familles.