|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 17.25 |
And Absalom> made Amasa> captain of the host instead of Joab>: which Amasa> was a man' s son, whose name was Ithra> an Israelite>, that went in to Abigail> the daughter of Nahash>, sister to Zeruiah Joab>' s mother. |
Ary Amasa no notendren' i Absaloma ho komandin' ny miaramilany ho solon' i Joaba; ary Amasa dia zanak' ilay Isiraelita atao hoe Jitra, ilay nandry tamin' i Abigaila, zanakavavin' i Nahasy sady rahavavin' i Zeroia, renin' i Joaba. |
Amasà no notendren' i Absaloma ho filohan' ny tafika solon' i Joaba. Amasà dia zanaky ny lehilahy anankiray atao hoe Jethrà, Ismaelita, izay nandeha tamin' i Abigaïla, zanakavavin' i Naasa, rahavavin' i Sarvia, renin' i Joaba. |
Absalom> avait mis Amasa> à la tête de l' armée à la place de Joab>. Or Amasa> était le fils d' un homme qui s' appelait Yitra> l' Ismaélite> et qui s'était uni à Abigayil>, fille de Jessé> et soeur de Çeruya>, la mère de Joab>. |