Toko sy andininy momba Etana

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 5.11 And Solomon gave Hiram twenty thousand measures of wheat for food to his household, and twenty measures of pure oil: thus gave Solomon to Hiram year by year. Fa hendry noho ny olona rehetra izy; eny, hendry mihoatra noho Etana Ezrahita sy Hemana sy Kalkola sy Darda, zanak' i Mahola, aza izy ary ny lazany efa niely tamin' ny firenena rehetra manodidina. Hendry noho ny olon-drehetra izy; nihoarany Etàna, Ezrahita, Hemàna, Kakola, Dordà ireo zanak' i Mahola, ary niely tamin' ny firenena rehetra manodidina ny lazany. Il fut sage plus que n' importe qui, plus que l' Ezrahite Étân, que les fils de Mahôl, Hémân, Kalkol et Darda ; sa renommée s'étendait à toutes les nations d' alentour.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.6 And the sons of Zerah; Zimri, and Ethan, and Heman, and Calcol, and Dara: five of them in all. Ary ny zanakalahin' i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany. Zanak' i Zarà: Zamrì, Etàna, Emàna, Kalkala, ary Darà: dimy lahy izy rehetra. Fils de Zérah : Zimri, Étân, Hémân, Kalkol et Darda, cinq en tout.
...............
1Tt / 1Tan 2.8 And the sons of Ethan; Azariah. Ary ny zanakalahin' i Etana dia Azaria. Zanak' i Etana: Azariasa. Fils d'Étân : Azarya.
...............
1Tt / 1Tan 6.27 Eliab his son, Jeroham his son, Elkanah his son. zanakalahin' i Etana, zanakalahin' i Zima, zanakalahin' i Simey, zanak' i Adada, zanak' i Etàna, zanak' i Zammà, fils d'Étân, fils de Zimma, fils de Shiméï,
...............
1Tt / 1Tan 6.29 The sons of Merari; Mahli, Libni his son, Shimei his son, Uzza his son, Ary ny rahalahin' ireo kosa, dia ny zanakalahin' i Merary, nitsangana teo amin' ny ankaviany: Etana, zanakalahin' i Kisy, zanakalahin' i Abdia, zanakalahin' i Maloka, Zanakalahin' i Merarì rahalahin' izy ireo teo an-kavia: Etàna, zanak' i Kosi, zanak' i Abdì, zanak' i Malòka, A gauche, leurs frères, fils de Merari : Étân, fils de Qishi, fils d' Abdi, fils de Malluk,