Toko sy andininy momba Madona

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 11.1 And it came to pass, when Jabin king of Hazor had heard those things, that he sent to Jobab king of Madon, and to the king of Shimron, and to the king of Achshaph, Ary rehefa nahare Jabina, mpanjakan' i Hazora, dia naniraka tany amin' i Jobaba, mpanjakan' i Madona, sy ny mpanjakan' i Simrona sy ny mpanjakan' i Aksafa, Nony nandre izany Jabina, mpanjakan' i Asora, dia nandefa iraka, nankany amin' i Jobaba mpanjakan' i Madona, sy amin' ny mpanjakan' i Semerona, sy amin' ny mpanjakan' i Aksafa, Lorsque Yabîn, roi de Haçor, eut appris cela, il fit informer Yobab, roi de Mérom, le roi de Shimrôn, le roi d' Akshaph
...............
Jos 12.19 The king of Madon, one; the king of Hazor, one; ny mpanjakan' i Madona, iray; ny mpanjakan' i Hazora, iray; ny mpanjakan' i Madona, iray; ny mpanjakan' i Asora, iray; Le roi de Mérom, un; le roi de Haçor, un;