Toko sy andininy momba Abobosa

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 16.11 Ptolemea zanak' i Abobosa dia voatendry ho komandin' ny miaramila eo amin' ny tany lemak' i Jerikao; nanam-bolamena sy volafotsy betsaka izy, Ptolémée fils d' Aboubos avait été établi stratège de la plaine de Jéricho, il possédait beaucoup d' or et d' argent,
...............
1M 16.15 Naraisin' ity zanak' i Abobosa tamin-kafetsena izy ireo, tao amin' ny trano mimanda kely nampanaoviny, atao hoe Daoka; nanomana fanasana lehibe ho azy ireo izy ary nasiany miaramila niafina tao. Le fils d' Aboubos les reçut par ruse dans une petite forteresse, nommée Dôk, qu' il avait bâtie. Il leur servit un grand banquet et cacha des hommes dans le fortin.