Toko sy andininy momba Razisa

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 14.37 Ary nampangaina tamin' i Nikanora ity olona anankiray atao hoe Razisa, anankiray amin' ny loholon' i Jerosalema, lehilahy tia ny iray tanindrazana aminy izy io, sady tsara laza indrindra, ka natao hoe rain' ny Jody, noho ny soa nataony. On dénonça alors à Nikanor un des anciens de Jérusalem nommé Razis, homme zélé pour ses concitoyens, jouissant d' un excellent renom et qu' on appelait Père des Juifs à cause de son affection pour eux.