|
|
2nd Book of Kings |
2 Mpanjaka |
Mpanjaka II |
2ème Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 15.25 |
But Pekah> the son of Remaliah>, a captain of his, conspired against him, and smote him in Samaria>, in the palace of the king' s house, with Argob> and Arieh, and with him fifty men of the Gileadites>: and he killed him, and reigned in his room. |
Ary Peka, zanak' i Remalia, lefiny, dia nikomy taminy ka namely an' i Pekahia mbamin' i Argoba sy Aria teo Samaria, tao amin' ny trano-avo amin' ny lapa, ary teo amin' Peka nisy olona dimam-polo lahy tamin' ny taranak' i Gileada; koa namono azy izy, dia nanjaka nandimby azy. |
Nioko taminy Fasea, zanak' i Romeliasa, manamboninahitra lefiny, ary namono azy mbamin' i Argoba sy Arie tao Samaria, tao amin' ny trano avon' ny tranon' ny mpanjaka, ary nisy dimampolo lahy tamin' ny taranaky ny Gabaadita nomba azy. Namono an' i Faseià izy, dia nanjaka nandimby azy. |
Son écuyer Péqah> fils de Remalyahu> complota contre lui et le frappa à Samarie>, dans le donjon du palais royal... Il y avait avec lui 50 hommes de Galaad>. Il fit mourir le roi et régna à sa place. |