Toko sy andininy momba Asideana

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 2.42 Tamin' izay, nisy antokon' ny Asideana tonga nomba azy koa, ka ny anisan' ireo dia lehilahy mahery amin' Israely, dia izay rehetra niraiki-po tamin' ny lalàna avokoa. Alors s' adjoignit à eux la congrégation des Assidéens, hommes valeureux d' entre Israël et tout ce qu' il y avait de dévoué à la Loi.
...............
1M 7.13 mba hitady izay rariny, ary ny Asideana izay lohalaharana teo amin' ny zanak' Israely koa, nila fihavanana tamin' izy ireo; fa hoy izy: Les Assidéens étaient les premiers d' entre les Israélites à leur demander la paix;

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 14.6 Ka hoy ny navaliny: Ireo Jody atao hoe Asideana, tarik' i Makabeo, no mpamelona ady amam-pikomiana, ary tsy zakany raha mandry fahizay ny fanjakana. "Ceux des Juifs qu' on appelle Assidéens, dont Judas Maccabée a pris la direction, fomentent la guerre et les séditions, ne laissant pas le royaume jouir du calme.