Toko sy andininy momba Kleopatra

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
Est 11.1 Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ptolemea sy Kleopatra, Dositea izay nilaza azy ho mpisorona, avy amin' ny taranak' i Levì, sy Ptolemea zanany, dia nitondra izany taratasy momba ny Frorai izany, izay lazain' izy ireo ho tena marina sy nadikan' i Lisimaka, zanak' i Ptolemea ao Jerosalema.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 10.57 Koa niala tany Ejipta Ptolemea sy Kleopatra zanany vavy, dia nankany Ptolemaisa tamin' ny taona faharoa amby enimpolo amby zato. Ptolémée partit d' Egypte, lui et Cléopâtre, sa fille, et vint à Ptolémaïs en l' an 162.
1M 10.58 Tonga nitsena azy Aleksandra mpanjaka, dia nomeny ho vadin' io Kleopatra zanany vavy, ka tao Ptolemaisa no natao malaza sy manetriketrika araka ny fanaon' ny mpanjaka ny fampakarana. Le roi Alexandre vint au-devant de Ptolémée; celui-ci lui donna sa fille Cléopâtre et célébra son mariage à Ptolémaïs avec grande magnificence, comme il sied à des rois.