Toko sy andininy momba Gazara

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 4.15 lavon-tsabatra avokoa ny vody làlana, ary nenjehin' ny Jody hatrany Gazara, sy hatrany amin' ireo tany lemak' i Jodea sy Azota ary Jamnia, ka nahafatesany efa ho telo arivo lahy. mais tous les ennemis qui se trouvaient à l' arrière tombèrent sous l'épée. La poursuite atteignit Gazara et les plaines de l' Idumée, d' Azôtos et de Iamnia : 3.000 hommes environ y succombèrent.
...............
1M 7.45 Nenjehin' ny Jody làlana indray andro izy ireo hatrany Adasa ka hatrany akakin' ni Gazara, ary nampitatatata ny trompetra avy ato aoriana. Les Juifs les poursuivirent une journée de chemin, depuis Adasa jusqu' aux abords de Gazara, sonnant derrière eux les trompettes en fanfare.
...............
1M 9.52 Nohamafisiny ny tanàna Betsora sy Gazara, ary ny trano mimanda dia nametrahany miaramila sy hanina fitahiry. Il fortifia la ville de Bethsour, Gazara et la Citadelle; il y plaça des hommes armés et des dépôts de vivres.
...............
1M 13.54 Ary hitan' i Simona fa nitsangana ho lehilahy be herim-po Josany zanany; koa dia natolony azy ny fifehezana ny miaramila rehetra, ary Gazara no nataony fonenany.
...............
1M 14.7 Nahazo sambo-belona maro izy, nahafaka an' i Gazara, Betsora, ary ny trano mimanda, ka nesoriny avokoa ny loto tamin' ireo, ary tsy nisy olona nahatohitra azy. et regroupa la foule des captifs. Il maîtrisa Gazara, Bethsour et la Citadelle, il en extirpa les impuretés et nul ne se trouva pour lui résister.
...............
1M 14.34 Nohamafisiny Jope, miorina eo amoron-dranomasina, sy Gazara eo amin' ny sisin-tanin' i Azota, nonenan' ny fahavalo teo aloha: dia Jody no namponeniny tao, sy namononany ny zavatra rehetra ilainy hiarenany indray. Il fortifia Joppé sur la mer et Gazara sur les limites d' Azôtos, habitée naguère par des ennemis, où il plaça des colons juifs et entreposa tout ce qui convenait à leur entretien.
...............
1M 15.28 Atenobiosa, iray amin' ireo sakaizany, no nirahiny hiresaka aminy sy hilaza aminy hoe: Hianareo efa mitana an' i Jope, Gazara, ny trano mimandan' i Jerosalema tanànan' ny fanjakako; Il lui envoya Athénobius, un de ses amis, pour conférer avec lui et lui dire : "Vous occupez Joppé, Gazara et la Citadelle qui est à Jérusalem, villes de mon royaume.
...............
1M 15.35 Ary raha ny amin' i Jope sy Gazara izay takinao dia nanisy ratsy be loatra ny firenenay sy ny taninay ireo tanàna roa ireo; nefa hanome talenta zato ihany izahay noho ny amin' ireo. Tsy namaly Atenobiosa na indraim-bava aza, Quant à Joppé et à Gazara que tu réclames, ces villes faisaient beaucoup de mal au peuple et désolaient notre pays, pour elles nous donnerons cent talents." L' envoyé ne lui répondit mot.
1M 16.1 Niakatra avy any Gazara Joany, ka tonga nilaza tamin-drainy ny nataon' i Sendebe. Jean monta de Gazara et avertit Simon son père de ce que Kendébée était en train d' accomplir.
...............
1M 16.19 Naniraka olon-kafa koa izyz ho any Gazara hamono an' i Joany; ary nandefsany taratasy ireo jeneraly, nantsoiny hanatona azy, homeny volafotsy sy volamena ary fanomezana. Il envoya d' autres émissaires à Gazara pour supprimer Jean, et manda par lettre aux chiliarques de venir auprès de lui pour qu' il leur donnât de l' argent, de l' or et des présents.
...............
1M 16.21 Saingy lasa teo aloha ny iraka anankiray, ka tonga nilaza tamin' i Joany tao Gazara ny namonoana an-drainy mbamin' ireo rahalahiny, sady nanampy teny izy hoe: Naniraka mpamono koa izy hamono anao. Mais quelqu' un, ayant pris les devants, avait annoncé à Jean, à Gazara, que son père et ses frères avaient péri, et il dit "Il a envoyé quelqu' un pour te tuer toi aussi."

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 10.32 Timoteo nandositra tao an-tanàna anankiray mafy dia mafy atao hoe Gazara, notapahin' i Sereasa. Quant à Timothée, il s' enfuit en personne dans une place très forte appelée Gazara, où Chéréas était stratège.