Toko sy andininy momba Jamnia

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 4.15 lavon-tsabatra avokoa ny vody làlana, ary nenjehin' ny Jody hatrany Gazara, sy hatrany amin' ireo tany lemak' i Jodea sy Azota ary Jamnia, ka nahafatesany efa ho telo arivo lahy. mais tous les ennemis qui se trouvaient à l' arrière tombèrent sous l'épée. La poursuite atteignit Gazara et les plaines de l' Idumée, d' Azôtos et de Iamnia : 3.000 hommes environ y succombèrent.
...............
1M 5.58 Dia nomeny didy ny miaramila amin' ny tafiny, ka nandroso hamely an' i Jamnia izy ireo. Ils donnèrent des ordres aux forces qu' ils commandaient et marchèrent sur Iamnia.
...............
1M 10.69 Apolloniosa governora tao Sele-Siria no nalain' i Demetriosa ho jeneraly, ary namory tafika lehibe ilay io, ka tonga nitoby teo akaikin' i Jamnia. Teo izy naniraka tany amin' i Jonatasa, mpisorona lehibe, hilaza hoe: Démétrius confirma Apollonius qui était gouverneur de la Coelé-Syrie, lequel rassembla une grande armée et, étant venu camper à Iamnia, envoya dire à Jonathan le grand prêtre
...............
1M 15.40 Dia nankany Jamnia Sendebe ka nanomboka hanorisory ny vahoaka, nananika an' i Jodea, nanao sambo-belona, ary nanao vonoan' olona. Kendébée se rendit à Iamnia et ne tarda pas à provoquer le peuple, à envahir la Judée, à faire des prisonniers et à massacrer.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 12.8 Reny koa fa ny olona ao Jamnia, mikasa hanao toy izany amin' ny Jody monina ao aminy, Averti que ceux de Iamnia voulaient jouer le même tour aux Juifs qui habitaient parmi eux,
2M 12.9 ka nasiany torak' izany tamin' ny alina koa, ny mponina tao Jamnia; nodorany ny seranana mbamin' ny sambo, ka tazana hatrany Jerosalema ny hazavana avy amin' ny fandoroana, nefa efapolo sy roan-jato stady no elanelany. il attaqua de nuit les Iamnites, incendia le port avec la flotte, de telle sorte que les lueurs des flammes furent aperçues jusqu'à Jérusalem quoique distante de 240 stades.
...............
2M 12.40 Isam-batan' olona tamin' izy ireo, samy nahitany tao ambanin' ny akanjo, zava-masina avy amin' ny sampin' i Jamnia, sy andraran' ny lalàna Jody. Ka niharihary tamin' izy rehetra fa izany no antony nahafatesan' ireo. Or ils trouvèrent sous la tunique de chacun des morts des objets consacrés aux idoles de Iamnia et que la Loi interdit aux Juifs. Il fut donc évident pour tous que cela avait été la cause de leur mort.