Toko sy andininy momba Dositea

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
Est 11.1 Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ptolemea sy Kleopatra, Dositea izay nilaza azy ho mpisorona, avy amin' ny taranak' i Levì, sy Ptolemea zanany, dia nitondra izany taratasy momba ny Frorai izany, izay lazain' izy ireo ho tena marina sy nadikan' i Lisimaka, zanak' i Ptolemea ao Jerosalema.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 12.19 Ny roa tamin' ireo jeneralin' i Makabeo anefa, dia Dositeo sy Sosipatera nandeha nananika io tanàna mimanda io, ka namono ny olona navelan' i Timoteo tao, nisy iray alina mahery ny isany. Dosithée et Sosipater, généraux du Maccabée, s' y rendirent et tuèrent les hommes laissés par Timothée dans la forteresse au nombre de plus de 10.000.
...............
2M 12.24 Ny tenan' i Timoteo aza, latsaka eo an-tanan' ny miaramilan' i Dositeo sy Sosipatera ka nitalaho tamin-kafetsen-dratsy tamin' izy ireo, handefa azy soa aman-tsara, nilaza fa eo am-pelatanany ny havana sy ny rahalahin' ny ankabeazan' izy ireo. Timothée, étant tombé lui-même aux mains des gens de Dosithée et de Sosipater, les conjura avec beaucoup d' artifice de le laisser aller sain et sauf, affirmant qu' il avait en son pouvoir des parents et même des frères de beaucoup d' entre eux, à qui il pourrait arriver d'être supprimés.
...............
2M 12.35 Ny lehilahy mahery anankiray atao hoe Dositeo mpitaingin-tsoavaly tamin' ny antokon' i Basenoro nisambotra an' i Gorjiasa, dia nitarika azy tamin' ny kapaotiny sy nifaoka azy mafy, fa ny hahazo sambo-belona an' io olona voaozona io no niriny: kanjo niantoraka tamin' i Dositeo ity mpitaingin-tsoavaly Trasa anankiray, dia nanapaka ny sorony, ka afa-nandositra tany Maresa Gorjiasa. Le dénommé Dosithée, cavalier du corps des Toubiens, homme vaillant, se rendit maître de la personne de Gorgias et, l' ayant saisi par la chlamyde, il l' entraînait de force en vue de capturer vivant ce maudit, mais un cavalier thrace, se jetant sur Dosithée, lui trancha l'épaule, et Gorgias s' enfuit à Marisa.