Toko sy andininy momba Eliadà

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 5.16 And Elishama, and Eliada, and Eliphalet. sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta. Elisoa, Nefega, Jafia, Elisamà, Eliodà, ary Elifaleta. Élishama, Baalyada, Éliphélèt.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.8 And Elishama, and Eliada, and Eliphelet, nine. sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta; dia sivy kosa ireo. Elisamà, Eliadà, Elifeleta: sivy. Élishama, Élyada, Éliphélèt : neuf.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.17 And of Benjamin; Eliada a mighty man of valour, and with him armed men with bow and shield two hundred thousand. Ary tamin' ny Benjamina dia Eliada, lehilahy mahery, ary ny fehiny dia lehilahy roa hetsy mitondra tsipìka sy ampinga; Ny tamin' i Benjamina dia Elida lehilahy mahery, sy lehilahy nitondra tsipìka aman' ampinga roa hetsy niaraka taminy; De Benjamin : le vaillant preux Élyada avec 200 milliers armés de l' arc et de la rondache;