Toko sy andininy momba Sosana

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 4.9 Then wrote Rehum the chancellor, and Shimshai the scribe, and the rest of their companions; the Dinaites, the Apharsathchites, the Tarpelites, the Apharsites, the Archevites, the Babylonians, the Susanchites, the Dehavites, and the Elamites, Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babyloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita, Rehoma gobernora, Samsaì mpanoratra, mbamin' ny namany sisa, ny avy any Dina, Afarsatàka, Terfala, Afarsà, Erkoà, Babilona, Sosa, Deha, Elama, Rehum, le gouverneur, Shimshaï, le secrétaire et leurs autres collègues; les juges et les légats, fonctionnaires perses; les gens d' Uruk, de Babylone et de Suse c' est-à-dire les Elamites

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
Neh / Ne 1.1 The words of Nehemiah the son of Hachaliah. And it came to pass in the month Chisleu, in the twentieth year, as I was in Shushan the palace, Ny tantaran' i Nehemia, zanak' i Hakalia. Tamin' ny volana Kisleo tamin' ny taona faharoa-polo, raha tany an-dapa any Sosana aho, Tenin' i Nehemia zanak' i Helkiasa. Tamin' ny volana Kasleo, taona faha-roapolo, raha tao an-dapa, tany Sosa aho, Paroles de Néhémie, fils de Hakalya. Au mois de Kisleu, la vingtième année, comme je me trouvais dans la citadelle de Suse,

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
Est 1.2 That in those days, when the king Ahasuerus sat on the throne of his kingdom, which was in Shushan the palace, dia tamin' izany andro izany, raha nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianan' ny fanjakany, izay tany Sosana renivohitra, Ahasoerosy mpanjaka, raha ilay nipetraka teo amin' ny seza fiandrianan' ny fanjakany iny Asoerosa mpanjaka, tao Sosa, renivohiny, En ce temps-là, comme il siégeait sur son trône royal, à la citadelle de Suse,
...............
Est 1.5 And when these days were expired, the king made a feast unto all the people that were present in Shushan the palace, both unto great and small, seven days, in the court of the garden of the king' s palace; Ary rehefa tapitra izany andro izany, ny olona rehetra izay tany Sosana renivohitra, na lehibe na kely, dia nanaovan' ny mpanjaka fanasana naharitra hafitoana teo amin' ny kianjan' ny tanimbolin' ny tranon' ny mpanjaka; Nony tapitra ireo andro ireo, nanao fanasana naharitra hafitoana ny mpanjaka, tao an-kianjan' ny zaridainan' ny tranon' ny mpanjaka, ho an' ny vahoaka rehetra, izay tao Sosa renivohiny, hatramin' ny kely indrindra ka hatramin' ny lehibe indrindra. Ce temps écoulé, ce fut alors toute la population de la citadelle de Suse, du plus grand au plus petit, qui se vit offrir par le roi un banquet de sept jours, sur l' esplanade du jardin du palais royal.
...............
Est 2.3 And let the king appoint officers in all the provinces of his kingdom, that they may gather together all the fair young virgins unto Shushan the palace, to the house of the women, unto the custody of Hege the king' s chamberlain, keeper of the women; and let their things for purification be given them: ary aoka ny mpanjaka hanendry olona any amin' ny isan-tokony eran' ny ny fanjakany rehetra, dia aoka hovorin' ireny ny zazavavy virijina tsara tarehy rehetra ho ato Sosana renivohitra ho ao an-tranom-behivavy amin' ny fehin' i Hegay, tsindranolahin' 1 ny mpanjaka, mpifehy ny vehivavy; ary aoka homena ny zavatra fidiovany izy, ka isam-paritany rehetra eo amin' ny fanjakany dia hametrahan' ny mpanjaka manam-boninahitra hiadidy ny famoriana ny zazavavy virjiny sy tsara tarehy rehetra, ho eto Sosa, renivohitra, ao amin' ny tranom-behivavy, tandreman' i Egea, eonokan' ny mpanjaka, sy mpitandrina ny vehivavy, izay hamonona ny momba ny fiakanjoan' ireo; Que le roi constitue des commissaires dans toutes les provinces de son royaume afin de rassembler tout ce qu' il y a de jeunes filles vierges et belles à la citadelle de Suse, dans le harem, sous l' autorité de Hégé, eunuque du roi, gardien des femmes. Celui-ci leur donnera tout ce qu' il faut pour leurs soins de beauté
...............
Est 2.5 Now in Shushan the palace there was a certain Jew, whose name was Mordecai, the son of Jair, the son of Shimei, the son of Kish, a Benjamite; Ary nisy Jiosy anankiray tany Sosana renivohitra. Mordekay no anarany, zanak' i Jaira, zanak' i Simey, zanak' i Kisy, avy tamin' ny taranak' i Benjamina, Tao Sosa renivohitra nisy Jody anankiray atao hoe Mardokea, zanak' i Jaira, zanak' i Semei, zanak' i Sisa, taranak' i Benjamina; Or, à la citadelle de Suse vivait un Juif nommé Mardochée, fils de Yaïr, fils de Shiméï, fils de Qish, de la tribu de Benjamin,
...............
Est 2.8 So it came to pass, when the king' s commandment and his decree was heard, and when many maidens were gathered together unto Shushan the palace, to the custody of Hegai, that Esther was brought also unto the king' s house, to the custody of Hegai, keeper of the women. Koa nony re ny tenin' ny mpanjaka sy ny lalàny, ka voavory tany Sosana renivohitra ny zazavavy maro ho andin' ny fehin' i Hegay, dia mba nentina ho ao an-tranon' ny mpanjaka koa Estera ho amin' ny fehin' i Hegay, mpifehy ny vehivavy. Nony efa naely ny teny aman-didin' ny mpanjaka ka efa maro ny zazavavy tafangona tao Sosa, renivohitra, notandreman' i Egea, Estera koa nalaina ho ao an-tranon' ny mpanjaka, notandreman' i Egea, mpitandrina ny vehivavy. L' ordre royal et le décret proclamés, une foule de jeunes filles furent donc rassemblées à la citadelle de Suse et confiées à Hégé. Esther fut prise et amenée au palais royal. Or, confiée comme les autres à l' autorité de Hégé, gardien des femmes,
...............
Est 3.15 The posts went out, being hastened by the king' s commandment, and the decree was given in Shushan the palace. And the king and Haman sat down to drink; but the city Shushan was perplexed. Dia nivoaka ny tsimandoa, ka nododonan' ny tenin' ny mpanjaka; ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna. Ary ny mpanjaka sy Hamana nipetraka hisotro; fa ny tao an-tanàna Sosana kosa dia very hevitra. Nandeha faingana ny tsimandoa, araka ny tenin' ny mpanjaka. Ary navoaka tao Sosa, renivohitra, koa ny lalàna; ary raha nipetraka hisotro ny mpanjaka sy Amanà, ny tanàna Sosa kosa nikorontana be ihany. Sur l' ordre du roi, les courriers partirent dans les plus brefs délais. L'édit fut promulgué d' abord à la citadelle de Suse. Et tandis que le roi et Aman se prodiguaient en festins et beuveries, dans la ville de Suse régnait la consternation.
...............
Est 4.8 Also he gave him the copy of the writing of the decree that was given at Shushan to destroy them, to shew it unto Esther, and to declare it unto her, and to charge her that she should go in unto the king, to make supplication unto him, and to make request before him for her people. Ary nomeny azy koa ny kopen' ny lalàna, izay nantsoina tany Sosana handringanana azy, mba haseho amin' i Estera hampahafantatra azy izany sy handidy azy hiditra ao amin' ny mpanjaka mba hifona aminy sy hangataka eo anatrehany ho an' ny fireneny. Nomeny azy koa ny kopian' ny didy nantsoina tao Sosa handringanana azy ireo, hasehony amin' i Estera sy hampahafantarany azy ny zavatra rehetra, ary nandidiany azy hankao amin' ny mpanjaka, hifona aminy sy hangataka famindram-po ho an' ny fireneny. (Jereo ny famporisihan' i Mardokea an' i Estera amin' ny toko XV, 1-3). b Prie le Seigneur, parle pour nous au roi, arrache-nous à la mort!"
...............
Est 4.16 Go, gather together all the Jews that are present in Shushan, and fast ye for me, and neither eat nor drink three days, night or day: I also and my maidens will fast likewise; and so will I go in unto the king, which is not according to the law: and if I perish, I perish. Mandehana ary, vorio ny Jiosy rehetra izay mba ato Sosana ary mifadia hanina noho ny amiko, ka aza mihinana na misotro hateloana na andro na alina; ary izaho sy ny ankizivaviko hifady toy izany koa, ary amin' izany no hidirako ao amin' ny mpanjaka, na dia tsy araka ny lalàna aza; koa raha tàhiny maty aho, dia maty. Mandehana vorio ary ny Jody rehetra eto Sosa, ka manaova fifadian-kanina ho ahy hianareo; aza mihinana na misotro mandritra ny hateloana, na andro na alina. Izaho koa hifady hanina miaraka amin' ireo ankizivaviko; rahefa izany dia hiditra ao amin' ny mpanjaka aho, na dia eo aza ny lalàna, ka raha tsy maintsy ho faty aho dia ho faty. "Va rassembler tous les Juifs de Suse. Jeûnez à mon intention. Ne mangez ni ne buvez de trois jours et de trois nuits. De mon côté, avec mes servantes, j' observerai le même jeûne. Ainsi préparée, j' entrerai chez le roi malgré la loi et, s' il faut périr, je périrai."
...............
Est 8.14 So the posts that rode upon mules and camels went out, being hastened and pressed on by the king' s commandment. And the decree was given at Shushan the palace. Dia lasa ny tsimandoa izay nitaingina soavaly haingam-pandeha sy ampondra, ka nohafainganina sy nododonan' ny tenin' ny mpanjaka izy. Ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna. Dia nandeha faingana ny tsimandoa, nitaingina ny soavalim-panjakana, araka ny didin' ny mpanjaka. - Ary nantsoina tao Sosa renivohitra koa ny didy. Les coursiers, montant des chevaux royaux, partirent en grande hâte et diligence sur l' ordre du roi. Le décret fut aussi publié dans la citadelle de Suse.
Est 8.15 And Mordecai went out from the presence of the king in royal apparel of blue and white, and with a great crown of gold, and with a garment of fine linen and purple: and the city of Shushan rejoiced and was glad. Ary tamin' ny nialan' i Mordekay teo anatrehan' ny mpanjaka dia niakanjo akanjo fiandrianana manga sy fotsy izy sady nisatroka satro-boninahitra volamena lehibe sy niakanjo akanjo lava rongony fotsy madinika sy volomparasy; ary faly sy ravo ny tanana Sosana. Nivoaka avy ao amin' ny mpanjaka Mardokea, niakanjo akanjo fiandrianana manga sy fotsy, nisatroka satro-boninahitra volamena lehibe, nanao kapaoty rongony fotsy madinika sy jaky; ary naneho ny hafaliany tamin' ny hobin-karavoana ny tanàna Sosa. Mardochée sortit de chez le roi revêtu d' un habit princier de pourpre violette et de lin blanc, couronné d' un grand diadème d' or et portant un manteau de byssus et de pourpre rouge. La ville de Suse tout entière retentit d' allégresse.
...............
Est 9.6 And in Shushan the palace the Jews slew and destroyed five hundred men. Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy; Tao Sosa renivohitra, dia nisy diman-jato lahy no matin' ny Jody sy naringany. A la seule citadelle de Suse les Juifs mirent à mort et exterminèrent 500 hommes,
...............
Est 9.11 On that day the number of those that were slain in Shushan the palace was brought before the king. Androtrizay ihany dia nambara tamin' ny mpanjaka ny isan' ny voavono tany Sosana renivohitra. Ren' ny mpanjaka androtrizay ihany, ny isan' ny voavono tao Sosa, renivohitra. Le dénombrement des victimes égorgées à la citadelle de Suse parvint au roi le jour même.
Est 9.12 And the king said unto Esther the queen, The Jews have slain and destroyed five hundred men in Shushan the palace, and the ten sons of Haman; what have they done in the rest of the king' s provinces? now what is thy petition? and it shall be granted thee: or what is thy request further? and it shall be done. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy efa nahavono sy naharingana diman-jato lahy mbamin' izy folo lahy, zanak' i Hamana; koa nanao ahoana kosa no nataony tamin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' ny mpanjaka! Dia inona koa no angatahinao? Fa hatao izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Fa homena izany. Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, mpanjakavavy: Teto Sosa, renivohitra, efa nahafaty sy naharingana diman-jato lahy, sy ny zanak' i Amanà folo lahy, ny Jody, ka ho toy inona no nataony amin' ny faritanin' ny mpanjaka sisa? Inona no angatahinao? fa homena anao izany. Inona no irinao? fa ho tanteraka. Le roi dit à la reine Esther : "Dans la seule citadelle de Suse, les Juifs ont mis à mort et exterminé 500 hommes, ainsi que les dix fils d' Aman. Que n' auront-ils pas fait dans le reste des provinces royales! Et maintenant, dis-moi ce que tu as à demander, c' est accordé d' avance! Dis-moi ce que tu désires de plus, c' est chose faite"
Est 9.13 Then said Esther, If it please the king, let it be granted to the Jews which are in Shushan to do to morrow also according unto this day' s decree, and let Haman' s ten sons be hanged upon the gallows. Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sesana havela hanao toy ny natao androany ihany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin' ny hazo koa izy folo lahy, zanak' i Hamana. Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homen-dàlana ny Jody eto Sosa hanao rahampitso koa indray araka ny didy androany, ary aoka hahantona amin' ny hazo izy folo lahy zanak' i Amàna. "Si tel est le bon plaisir du roi, répondit Esther, les Juifs de Suse ne pourraient-ils pas appliquer encore demain le décret porté pour aujourd' hui? Quant aux dix fils d' Aman, qu' on suspende leurs cadavres au gibet!"
Est 9.14 And the king commanded it so to be done: and the decree was given at Shushan; and they hanged Haman' s ten sons. Dia nasain' ny mpanjaka natao izany; ary nantsoina tany Sosana ny teny, ka dia nahantona izy folo lahy, zanak' i Hamana. Nasain' ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao Sosa ny didy. Dia nahantona izy folo lahy zanak' i Amàna, Sur quoi, le roi en ayant donné l' ordre, le décret fut proclamé à Suse et les dix fils d' Aman pendus.
Est 9.15 For the Jews that were in Shushan gathered themselves together on the fourteenth day also of the month Adar, and slew three hundred men at Shushan; but on the prey they laid not their hand. Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. ary nivory indray ny Jody tao Sosa tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana Adara, sy namono olona telon-jato lahy tao Sosa; nefa tsy mba naninji-tànana nandroba izy. Ainsi, les Juifs de Suse se réunirent aussi le quatorzième jour d' Adar et ils égorgèrent 300 hommes dans Suse, mais ils ne se livrèrent pas au pillage.
...............
Est 9.18 But the Jews that were at Shushan assembled together on the thirteenth day thereof, and on the fourteenth thereof; and on the fifteenth day of the same they rested, and made it a day of feasting and gladness. Fa ny Jiosy izay tany Sosana kosa nivory tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' io ihany sy tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo koa; ary nitsahatra tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo izy, ka dia io no nataony andro fanasana sy firavoravoana. Ny Jody tany Sosa kosa dia nivory tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo sy fahefatra ambin' ny folo, ary tamin' ny fahadimy ambin' ny folo dia nitsahatra, ka nataony andro fanasana sy firavoravoana io. Pour les Juifs de Suse qui s'étaient réunis le treizième et le quatorzième jour, c' est le quinzième qu' ils se reposèrent, faisant pareillement de ce jour un jour de festins et de liesse.
...............
Est 11.3 Izy io dia Jody, nipetraka tao an-tanànan' i Sosa, lehilahy malaza anisan' izay ao an-dapan' ny mpanjaka.
...............
Est 16.18 satria io fototr' izany heloka izany io, dia efa nahantona tamin' ny hazo, teo anoloan' ny vavahadin' i Sosa niaraka tamin' ny ankohonany rehetra, fa namay azy amin' ny famaizana tandrify azy, Andriamanitra Tompon' ny zavatra rehetra, ambony indrindra.

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 8.2 And I saw in a vision; and it came to pass, when I saw, that I was at Shushan in the palace, which is in the province of Elam; and I saw in a vision, and I was by the river of Ulai. Ary nahita tamin' ny fahitana aho, ka raha mbola nijery aho, dia, indro, tao Sosana tao amin' ny lapan' ny mpanjaka izay ao amin' ny tany Elama aho; ary nahita tamin' ny fahitana aho, ka teo amoron' ny ony Olay aho. Ary nahita aho tamin' ny fahitana, ary nony nijery aho dia indro tany Sosa, ilay tanàna mimanda any amin' ny faritanin' i Elama, no nisy ahy; ary nahita aho tamin' ny fahitana, ka teo amoron' ny ony Olai aho. Je contemplais la vision, et tandis que je contemplais, je me trouvais à Suse, la place forte qui est dans la province d' Elam; et, contemplant la vision, je me trouvais à la porte de l' Ulaï.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
Lio / Lk 8.3 And Joanna the wife of Chuza Herod' s steward, and Susanna, and many others, which ministered unto him of their substance. sy Johana, vadin' i Koza, mpitandrina ny fananan' i Heroda, ary Sosana mbamin' ny maro hafa koa, izay nanompo azy tamin' ny fananany. Joana vadin' i Kozà mpitandrina ny fananan' i Heroda, ary Sozàna mbamin' ny maro hafa koa izay nanampy azy tamin' ny fananany. Jeanne, femme de Chouza, intendant d' Hérode, Suzanne et plusieurs autres, qui les assistaient de leurs biens.