Toko sy andininy momba Karea

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.23 And when all the captains of the armies, they and their men, heard that the king of Babylon had made Gedaliah governor, there came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan the son of Careah, and Seraiah the son of Tanhumeth the Netophathite, and Jaazaniah the son of a Maachathite, they and their men. Ary nony ren' ny komandin' ny miaramila rehetra mbamin' ny olom-peheziny avy fa Gedalia no notendren' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ho mpanapaka, dia nankany amin' i Gedalia tany Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa Netofatita, ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Ren' ny lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia izy sy ny olom-peheziny avy, fa hoe Godoliasa no voatendrin' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka, dia tonga nanatona an' i Godoliasa tany Masfà izy ireo: Ismaela zanak' i Nataniasa; Johanana, zanak' i Karea; Saraiasa zanak' i Tanehometa avy ao Netofà, ary Jezoniasa zanak' ilay Maakatiana, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Tous les officiers des troupes et leurs hommes apprirent que le roi de Babylone avait institué Godolias gouverneur et ils vinrent auprès de lui à Miçpa : Yishmaèl fils de Netanya, Yohanân fils de Qaréah, Seraya fils de Tanhumèt, le Netophatite, Yaazanyahu, le Maakatite, eux et leurs hommes.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 40.8 Then they came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan and Jonathan the sons of Kareah, and Seraiah the son of Tanhumeth, and the sons of Ephai the Netophathite, and Jezaniah the son of a Maachathite, they and their men. dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa, sy ny zanak' i Efay Netofatita ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy. dia nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe, Ismaely, zanak' i Nataniasa, Johanana sy Honatana, zanak' i Karea, Seraiasa, zanak' i Tanehometa ireo zanak' i Efoì, sy Netofà, ary Jezoniasa, zanak' ilay Moahatiana, dia ireo mbamin' ny olom-peheziny avy. Ils vinrent auprès de Godolias à Miçpa : Yishmaèl, fils de Netanyahu, Yohanân et Yonatân, fils de Qaréah, Seraya, fils de Tanhumèt, les fils de Ephaï le Netophatite, Yizanyahu, fils du Maakatite, eux et leurs hommes.
...............
Jer / Jr 40.13 Moreover Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were in the fields, came to Gedaliah to Mizpah, Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tany an-tsaha dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa Fa Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ny mpifehy miaramila tany ambanivohitra rehetra kosa, tonga tany amin' i Godoliasa tany Masfà, Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers de l' armée qui étaient dans la campagne vinrent trouver Godolias à Miçpa
...............
Jer / Jr 40.15 Then Johanan the son of Kareah spake to Gedaliah in Mizpah secretly saying, Let me go, I pray thee, and I will slay Ishmael the son of Nethaniah, and no man shall know it: wherefore should he slay thee, that all the Jews which are gathered unto thee should be scattered, and the remnant in Judah perish? Ary Johanana, zanak' i Karea, nilaza mangingina tamin' i Gedalia tao Mizpa nanao hoe: masìna ianao, aoka aho handeha hamono an' Isimaela, zanak' i Netania, fa tsy hisy olona hahalala izany tsy akory; fa nahoana no havela hamono anao izy ka hampiely ny Jiosy rehetra izay tafangona eto aminao ary hahalany ringana ny sisa amin' ny Joda? Tsy nino azy anefa Godoliasa zanak' i Ahikama. Ary niteny mangingina tamin' i Godoliasa tany Masfà Johanana, zanak' i Karea nanao hoe: Aoka ary aho handeha hamono an' Ismaely zanak' i Nataniasa, hatao tsy fantatr' olona velively. Fa nahoana no lany ringana ny sisan' i Jodà? Yohanân, fils de Qaréah, dit même en secret à Godolias, à Miçpa : "J' irai tuer Yishmaèl, fils de Netanya, sans que personne le sache. Pourquoi attenterait-il à ta vie, et pourquoi tous les Judéens rassemblés autour de toi seraient-ils dispersés? Pourquoi le reste de Juda périrait-il?"
Jer / Jr 40.16 But Gedaliah the son of Ahikam said unto Johanan the son of Kareah, Thou shalt not do this thing: for thou speakest falsely of Ishmael. Fa hoy Gedalia, zanak' i Ahikama, tamin' i Johanana, zanak' i Karea: Aza manao izany ianao, fa miampanga lainga foana an' Isimaela ianao. Fa izao no nolazain' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, tamin' i Johanana, zanak' i Karea: Aza manao izany, fa tsy marina akory izay lazainao momba an' Ismaely. Mais Godolias, fils d' Ahiqam, répondit à Yohanân, fils de Qaréah : "Ne fais pas cela, car ce que tu dis sur Yishmaèl est faux!"
...............
Jer / Jr 41.11 But when Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, heard of all the evil that Ishmael the son of Nethaniah had done, Fa nony ren' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy ny ratsy rehetra nataon' Isimaela, zanak' i Netania, Nony ren' i Johanana zanak' i Karea mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra teo aminy ny ratsy rehetra nataon' Ismaely zanak' i Nataniasa, Quand Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui se trouvaient avec lui apprirent tous les crimes de Yishmaèl, fils de Netanya,
...............
Jer / Jr 41.13 Now it came to pass, that when all the people which were with Ishmael saw Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, then they were glad. Ary ny olona rehetra izay tao amin' Isimaela, nony nahita an' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly. Faly ireo vahoaka rehetra teo amin' Ismaely, nony nahita an' i Johanana zanak' i Karea, mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy, A la vue de Yohanân, fils de Qaréah, et de tous les officiers qui l' accompagnaient, tout le peuple autour de Yishmaèl éclata de joie.
Jer / Jr 41.14 So all the people that Ishmael had carried away captive from Mizpah cast about and returned, and went unto Johanan the son of Kareah. Ary ny olona rehetra izay nentin' Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an' i Johanana, zanak' i Karea. ka niverina nandeha nikambana tamin' i Johanana, zanak' i Karea, avokoa ny vahoaka rehetra nentin' Ismaely ho babo avy any Masfà. Tous ces gens que Yishmaèl avait emmenés de Miçpa firent volte-face, ils se retournèrent et s' en allèrent auprès de Yohanân, fils de Qaréah.
...............
Jer / Jr 41.16 Then took Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, all the remnant of the people whom he had recovered from Ishmael the son of Nethaniah, from Mizpah, after that he had slain Gedaliah the son of Ahikam, even mighty men of war, and the women, and the children, and the eunuchs, whom he had brought again from Gibeon: Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy dia nitondra ny olona rehetra izay voavonjiny ho afaka tamin' Isimaela, zanak' i Netania, avy tany Mizpa, taorian' ny namonoany an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, dia ny lehilahy mpiady sy ny zaza amim-behivavy ary ny tandapa, izay nentiny niverina avy tany Gibeona; Noraisin' i Johanana, zanak' i Karea mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra nomba azy, ny vahoaka sisa rehetra izay efa nentin' Ismaely zanak' i Nataniasa, avy any Masfà, nony avy namono an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama izy, dia ny olona mpiady, ny zaza amam-behivavy, ary ny eonoka, ka nentiny niverina avy any Gabaona izy ireo. Alors Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui l' accompagnaient rassemblèrent tout le reste du peuple que Yishmaèl, fils de Netanya, avait emmené de Miçpa comme prisonniers, après qu' il eut tué Godolias, fils d' Ahiqam hommes gens de guerre , femmes et enfants, ainsi que les eunuques, ramenés par eux de Gabaôn.
Jer / Jr 42.1 Then all the captains of the forces, and Johanan the son of Kareah, and Jezaniah the son of Hoshaiah, and all the people from the least even unto the greatest, came near, Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy Johanana, zanak' i Karea, sy Jazania, zanak' i Hosaia, mbamin' ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona Tamin' izay, nanatona an' i Jeremia avokoa ny mpifehy miaramila rehetra mbamin' i Johanana, zanak' i Kare, Jezoniasa, zanak' i Osaiasa, ary ny vahoaka rehetra na kely na lehibe, Alors tous les officiers, notamment Yohanân, fils de Qaréah, et Azarya, fils de Hoshaya, ainsi que tout le peuple, petits et grands, vinrent
...............
Jer / Jr 42.8 Then called he Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces which were with him, and all the people from the least even to the greatest, Ary izy niantso an' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin' ny olona rehetra, na kely na lehibe, ka nantsoiny Johanana zanak' i Karea, mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra teo aminy, sy ny vahoaka rehetra na kely na lehibe, Alors il convoqua Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui étaient auprès de lui, ainsi que tout le peuple, petits et grands.
...............
Jer / Jr 43.2 Then spake Azariah the son of Hoshaiah, and Johanan the son of Kareah, and all the proud men, saying unto Jeremiah, Thou speakest falsely: the Lord our God hath not sent thee to say, Go not into Egypt to sojourn there: dia niteny Azaria, zanak' i Hosaia, sy Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ny olona mpirehareha rehetra ka niteny tamin' i Jeremia hoe: Mandainga ianao; fa tsy naniraka anao Jehovah Andriamanitsika hilaza hoe: Aza mandeha hivahiny any Egypta; dia niteny Azariasa zanak' i Osaiasa, sy Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ireo lehilahy mpiavonavona rehetra, ka nanao tamin' i Jeremia hoe: Milaza lainga hianao; Iaveh Andriamanitsika tsy naniraka anao hilaza aminay hoe: Aza miditra any Ejipta mba hitoetra ao. Azarya, fils de Hoshaya, Yohanân, fils de Qaréah, et tous ces hommes insolents répondirent à Jérémie : "C' est un mensonge que tu débites. Yahvé notre Dieu ne t' a pas chargé de dire N' allez pas en Egypte pour y séjourner.
...............
Jer / Jr 43.4 So Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, and all the people, obeyed not the voice of the Lord, to dwell in the land of Judah. Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon' i Jehovah ny amin' ny honenany ao amin' ny tanin' ny Joda. Ka dia tsy nihaino ny feon' ny Tompo nandidy azy hitoetra amin' ny tanin' i Jodà, Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy miaramila rehetra mbamin' ny vahoaka rehetra. Aussi, ni Yohanân, fils de Qaréah, ni aucun des officiers, ni personne du peuple n' obéit à la voix de Yahvé en demeurant au pays de Juda.
Jer / Jr 43.5 But Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, took all the remnant of Judah, that were returned from all nations, whither they had been driven, to dwell in the land of Judah; Fa Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra dia nitondra ny sisa rehetra tamin' ny Joda, izay niverina avy tany amin' ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin' ny tanin' ny Joda, Fa nentin' i Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ireo mpifehy miaramila rehetra ihany ny sisan' i Jodà rehetra, ireo izay efa niverina avy any amin' ny firenena rehetra nielezany, honina eo amin' ny tanin' i Jodà, Yohanân, fils de Qaréah, et tous les chefs de l' armée emmenèrent tout le reste de Juda, ceux qui étaient revenus de chez tous les peuples où ils étaient dispersés, pour habiter au pays de Juda,