Toko sy andininy momba Elifeleta

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 5.16 And Elishama, and Eliada, and Eliphalet. sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta. Elisoa, Nefega, Jafia, Elisamà, Eliodà, ary Elifaleta. Élishama, Baalyada, Éliphélèt.
...............
2Sm / 2Sam 23.34 Eliphelet the son of Ahasbai, the son of the Maachathite, Eliam the son of Ahithophel the Gilonite, Elifeleta, zanak' i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak' i Ahitofela Gilonita, Elifeleta, zanak' i Asbaia zana-Makatiana anankiray; Eliama zanak' i Akitofela, avy any Gilao; Éliphélèt fils d' Ahasbaï, de Bet-Maaka. Éliam fils d' Ahitophel, de Gilo.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.6 Ibhar also, and Elishama, and Eliphelet, sy Jibara sy Elisama sy Elifeleta Jebaara, Elisamà, Elifalela, Yibhar, Élishama, Éliphélèt,
...............
1Tt / 1Tan 3.8 And Elishama, and Eliada, and Eliphelet, nine. sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta; dia sivy kosa ireo. Elisamà, Eliadà, Elifeleta: sivy. Élishama, Élyada, Éliphélèt : neuf.
...............
1Tt / 1Tan 8.39 And the sons of Eshek his brother were, Ulam his firstborn, Jehush the second, and Eliphelet the third. Ary ny zanakalahin' i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy. Zanakalahin' i Eseka rahalahiny: Olama lahimatoany, Jehosa faharoa, ary Elifaleta fahatelo. Fils d'Ésheq son frère : Ulam son premier-né, Yéush le second, Éliphélet le troisième.
...............
1Tt / 1Tan 14.7 And Elishama, and Beeliada, and Eliphalet. sy Elisama sy Seliada ary Elifeleta. Elisamà, Baniadà ary Elifaleta. Elishama, Baalyada, Éliphélèt.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.13 And of the last sons of Adonikam, whose names are these, Eliphelet, Jeiel, and Shemaiah, and with them threescore males. ary ny avy tamin' ny taranak' i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin' ny namany enim-polo lahy, tamin' ny taranak' i Adonikama, dia farany ireo, ka izao no anarany: Elifeleta, Jehiela, ary Semaiasa, mbamin' ireo enimpolo lahy niaraka taminy; des fils d' Adoniqam : les cadets dont voici les noms Eliphélèt, Yeïel et Shemaya, et avec eux 60 mâles;
...............
Ezr / Esd 10.33 Of the sons of Hashum; Mattenai, Mattathah, Zabad, Eliphelet, Jeremai, Manasseh, and Shimei. ny avy tamin' ny taranak' i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey; tamin' ny taranak' i Hasoma; Matanaì, Matatà, Zabeda, Elifeleta, Jermaì, Manase, Semeì; des fils de Hashum : Mattenaï, Mattatta, Zabad, Eliphélèt, Yerémaï, Menassé, Shiméï;