Toko sy andininy momba Hosima

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.23 And the sons of Dan; Hushim. Ary ny zanakalahin' i Dana dia Hosima. Zanak' i Dana: Hosima. Les fils de Dan : Hushim.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.12 Shuppim also, and Huppim, the children of Ir, and Hushim, the sons of Aher. Sopima koa sy Hopima, zanakalahin' Iry, ary Hosima, zanakalahin' i Ahera. Zanakalahin' i Hira: Sefama sy Hafamà. Zanakalahin' i Ahera: Hasima. Shuppim et Huppim. Fils de Ir : Hushim; son fils : Aher.
...............
1Tt / 1Tan 8.8 And Shaharaim begat children in the country of Moab, after he had sent them away; Hushim and Baara were his wives. Ary Saharaima niteraka tao amin' ny tany Moaba taorian' ny nisaorany an' i Hosima sy Bara vadiny. Niteraka tao amin' ny tanin' i Moaba, Saharaima, taorian' ny nisaorany an' i Josima sy Barà, vadiny. Il engendra Shaharayim dans les Champs de Moab après qu' il eut répudié ses femmes, Hushim et Baara.
...............
1Tt / 1Tan 8.11 And of Hushim he begat Abitub, and Elpaal. Ary Hosima no niterahany an' i Abitoba sy Elpala. Ary Hosima no niterahany an' i Abitoba sy Elfaala. De Hushim il eut pour fils Abitub et Elpaal.