Toko sy andininy momba Besora

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.58 Halhul, Bethzur, and Gedor, sy Halola sy Beti-zora sy Gedora Halola, Besora, Gedora, Halhul, Bet-Çur, Gedor,

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 30.9 So David went, he and the six hundred men that were with him, and came to the brook Besor, where those that were left behind stayed. Dia lasa Davida sy ny enin-jato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin' ny renirano Besora, ary teo no nijanonan' ny sasany. Dia niainga Davida sy izy enin-jato lahy izay niaraka taminy. Nony tonga teo amin' ny ranon-driaka Besora izy ireo, dia niato ny mpitaredretra tamin' izy ireo. David partit avec les six cents hommes qui l' accompagnaient et ils arrivèrent au torrent de Besor.
1Sm / 1Sam 30.10 But David pursued, he and four hundred men: for two hundred abode behind, which were so faint that they could not go over the brook Besor. Ary Davida sy ny efa-jato lahy no nanenjika; fa ny roan-jato lahy kosa, izay reraka ka tsy afaka nita ny renirano Besora, dia nijanona tany aoriana. Nanohy ny dia fanenjehany niaraka tamin' ny efa-jato lahy Davida, fa ny roan-jato lahy nijanona noho izy efa reraka tsy nahatafita ny ranon-driaka Besora. David continua la poursuite avec quatre cents hommes, mais deux cents restèrent, qui étaient trop fatigués pour franchir le torrent de Besor.
...............
1Sm / 1Sam 30.21 And David came to the two hundred men, which were so faint that they could not follow David, whom they had made also to abide at the brook Besor: and they went forth to meet David, and to meet the people that were with him: and when David came near to the people, he saluted them. Ary Davida tonga teo amin' ny roan-jato lahy, izay reraka ka tsy afaka nanaraka azy, fa najanony teo amin' ny renirano Besora; ary dia nandeha ireo hitsena an' i Davida sy ny olona nanaraka azy; ary nony tonga teo akaikin' ny olona Davida, dia nanontany izay toeny. Niverina Davida nankany amin' izy roan-jato lahy izay reraka loatra ka tsy afa-nanaraka an' i Davida ka najanona tao amin' ny ranon-driaka Besora, dia nitsena an' i Davida sy ny vahoaka izay niaraka taminy izy ireo. Nanatona azy ireo Davida dia niarahaba azy tamim-pitiavana. David arriva auprès des deux cents hommes qui avaient été trop fatigués pour le suivre et qu' il avait laissés au torrent de Besor. Ils vinrent au devant de David et de la troupe qui l' accompagnait; David s' approcha avec la troupe et leur souhaita le bonjour.